Volana

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

ny volana

Ny Volana (fiteny aostronezianina ; jereo ny teny malay Bulan [volan'ny Tany. Ny Volana dia satelita natoraly ngeza indrindra eo amin'ny solar system. Ny fahalaviran'ny tany sy ny volana dia misy 384.403 km (in-30 ny savaivo ny Tany).

Amin'izao fotoana izao, ny volana ihany no satelita na planety nandianan'olona sy notsidihan'olona ary nodiavin'ny olona. Luna I, zanabolana rosy, no zanabolana voalohany nihodikodina manodindin'i volana tamin'ny 1959, tamin'io taona io ihany koa, Nipetraka teo amin'ny volana ny sambon-danitra Luna 2, fa potika ilay saondy teo am-pidinana. Tamin'ny taona 1959 ihany nalain'i Luna 3 sary ny sarim-bolana tsy hita maso avy eto an-tany.

Tamin'ny 1966, tena vita ny Rosy nanometraka ny Luna 9 teo ambon'ny volana, ary mande manodidon'ny volana ny saondy Luna 10 teo aorinana.

Ny etazonia ihany ankehitriny no nahavita nandefa olom-belona teny amin'n volana , araky ny tanjon'ny tetik'asa apollo, nanomboka tamin'ny 1969 ary tapitra tamin'ny 1972 ilay programa. Nidiana tamin'ny 1972 ny programa apollo. Betsaka ny zavatra nentina avy any amin'ny volana ary betsaka ny zavatra navelan'ny olona tany amin'ny volana : ny zavatra nentina avy any amin'ny volana dia vato isa-karazany, ary navela tany amin'ny volana ny jeep sy saondy rehetra. Ankehitriny, ny volana no planety tena voadinika indrindra amin'ny lafon'ny hainkintana [1]

Other Languages
Аҧсшәа: Амза
Afrikaans: Maan
Alemannisch: Mond
አማርኛ: ጨረቃ
aragonés: Luna
Ænglisc: Mōna
العربية: القمر
ܐܪܡܝܐ: ܣܗܪܐ
مصرى: قمر
অসমীয়া: চন্দ্ৰ
asturianu: Lluna
azərbaycanca: Ay
تۆرکجه: آی
башҡортса: Ай (юлдаш)
Boarisch: Mond
žemaitėška: Mienolis
беларуская (тарашкевіца)‎: Месяц (спадарожнік)
български: Луна
भोजपुरी: चंद्रमा
বাংলা: চাঁদ
བོད་ཡིག: ཟླ་བ།
brezhoneg: Loar
буряад: Һара
català: Lluna
Mìng-dĕ̤ng-ngṳ̄: Nguŏk-giù
Tsetsêhestâhese: Taa'é-eše'he
کوردی: مانگ
corsu: Luna
qırımtatarca: Ay (kök cismi)
čeština: Měsíc
kaszëbsczi: Miesądz
словѣньскъ / ⰔⰎⰑⰂⰡⰐⰠⰔⰍⰟ: Мѣсѧць
Cymraeg: Lleuad
dansk: Månen
Deutsch: Mond
डोटेली: चन्द्रमा
ދިވެހިބަސް: ހަނދު
Ελληνικά: Σελήνη
emiliàn e rumagnòl: Lónna
English: Moon
Esperanto: Luno
español: Luna
eesti: Kuu
euskara: Ilargia
estremeñu: Luna
فارسی: ماه
Fulfulde: Lewru
suomi: Kuu
Võro: Kuu
føroyskt: Mánin
français: Lune
arpetan: Lena
Nordfriisk: Moune
furlan: Lune
Gaeilge: An Ghealach
贛語: 月光
Gàidhlig: Gealach
galego: Lúa
Avañe'ẽ: Jasy
ગુજરાતી: ચંદ્ર
Gaelg: Yn Eayst
Hausa: Wata
客家語/Hak-kâ-ngî: Ngie̍t-khiù
Hawaiʻi: Mahina
עברית: הירח
हिन्दी: चन्द्रमा
Fiji Hindi: Chandarma
hrvatski: Mjesec
hornjoserbsce: Měsačk
Kreyòl ayisyen: Lalin
magyar: Hold
հայերեն: Լուսին
interlingua: Luna
Bahasa Indonesia: Bulan
Interlingue: Lune
ꆇꉙ:
Ilokano: Bulan
ГӀалгӀай: Бутт (новкъар)
Ido: Luno
íslenska: Tunglið
italiano: Luna
ᐃᓄᒃᑎᑐᑦ/inuktitut: ᑕᖅᑭᖅ
日本語:
Patois: Muun
la .lojban.: lunra
Basa Jawa: Rembulan
ქართული: მთვარე
Qaraqalpaqsha: Ay
Taqbaylit: Ayyur (itri)
Адыгэбзэ: Мазэ
Kabɩyɛ: Fenaɣ
қазақша: Ай (серік)
kalaallisut: Qaammat
ភាសាខ្មែរ: ព្រះច័ន្ទ
ಕನ್ನಡ: ಚಂದ್ರ
한국어:
Перем Коми: Тӧлісь
कॉशुर / کٲشُر: ज़ून
Ripoarisch: Moond (Ääd)
kurdî: Heyv
коми: Тӧлысь
kernowek: Loor
Кыргызча: Ай
Latina: Luna
Ladino: Luna
Lëtzebuergesch: Äerdmound
лезги: Варз
Lingua Franca Nova: Luna
Limburgs: Maon
Ligure: Lunn-a
lumbaart: Lüna
lietuvių: Mėnulis
latviešu: Mēness
мокшень: Ков
македонски: Месечина
മലയാളം: ചന്ദ്രൻ
монгол: Сар
मराठी: चंद्र
Bahasa Melayu: Bulan (satelit)
Malti: Qamar
Mirandés: Luna
မြန်မာဘာသာ: လ (ကမ္ဘာရံဂြိုဟ်)
Dorerin Naoero: Maraman
Nāhuatl: Metztli
Napulitano: Luna
Plattdüütsch: Maand (Eer)
Nedersaksies: Maone (eerde)
नेपाली: चन्द्रमा
नेपाल भाषा: तिमिला
Nederlands: Maan
norsk nynorsk: Månen
norsk: Månen
Novial: Lune
Nouormand: Leune
Diné bizaad: Ooljééʼ
occitan: Luna
ଓଡ଼ିଆ: ଜହ୍ନ
ਪੰਜਾਬੀ: ਚੰਦਰਮਾ
Kapampangan: Bulan
polski: Księżyc
Piemontèis: Lun-a
پنجابی: چن
Ποντιακά: Φέγγος
پښتو: سپوږمۍ
português: Lua
Runa Simi: Killa
rumantsch: Glina
română: Luna
armãneashti: Lunâ
русский: Луна
русиньскый: Місяць (сателіт)
संस्कृतम्: चन्द्रः
саха тыла: Ый
ᱥᱟᱱᱛᱟᱲᱤ: ᱧᱤᱫᱟᱹ ᱪᱟᱸᱫᱚ
sardu: Luna
sicilianu: Luna
Scots: Muin
سنڌي: چنڊ
davvisámegiella: Mánnu
srpskohrvatski / српскохрватски: Mjesec
Simple English: Moon
slovenčina: Mesiac
slovenščina: Luna
Soomaaliga: Bil
shqip: Hëna
српски / srpski: Месец
Seeltersk: Moune
Basa Sunda: Bulan (satelit)
svenska: Månen
ślůnski: Mjeśůnczek
தமிழ்: நிலா
ತುಳು: ಚಂದ್ರೆ
తెలుగు: చంద్రుడు
тоҷикӣ: Моҳтоб
Türkmençe: Aý (hemra)
Türkçe: Ay
татарча/tatarça: Ай (иярчен)
тыва дыл: Ай
українська: Місяць (супутник)
اردو: چاند
oʻzbekcha/ўзбекча: Oy
vèneto: Łuna
vepsän kel’: Kudmaine
Tiếng Việt: Mặt Trăng
West-Vlams: Moane
Volapük: Mun
walon: Lune
吴语: 月球
მარგალური: თუთა (ალმაშარე)
ייִדיש: לבנה
Yorùbá: Òṣùpá
Vahcuengh: Ronghndwen
Zeêuws: Maen (Aerde)
中文: 月球
文言:
Bân-lâm-gú: Goe̍h-niû
粵語: 月光
isiZulu: Inyanga