Tendrontany Avaratra

Ny saritanin'ny tendron-tany avaratra

Ny Tendrontany Avaratra ara-toe-tany dia toerana any avaratra indrindra eto an-tany.

Ny fihisin'ny tendron-tany avaratra dia any ampivoan'ny renomasimbe arktika manana halalina 4 261 metatra. Misy ranomandry foana eo aminy. Tsy hoe point iray tsy mihetsika ny tendontany avaratra, fa somary mivilavila tahaka ny tandrimo izy, ny fotoana (période) fihodikodinany dia misy 14 volana.

Samihafa amin'ny tendrontany ara-andriamby (magnétique) ny tendrontany ara-toe-tany, ny tendrontany ara-andriamby dia toerana ampivoany "ipointiavan'ny" famataranavaratra.

Ny fizahan'ny tendrontany avaratra dia nanomboka tamin'ny 1908 tamin'i Frederick Cook tonga tany tamin'ny 21 Aprily (2008), fa mety nafeniny ny tena lalany[1]. Nilaza ny Kongresan'i Etazonia hoe i Robert Peary ny tonga tany an-tendrontany voalohany tamin'ny 6 Aprily 1909, fa tsy dia manaiky izany fisehon-javatra izany ny mpanao tantara tamin'ny nahitana ny tahaky ny diary an'i Peary : nety diso izy tamin'ny faminavinany. I Roald Amundsen sy i Umberto Nobile ny tena fantatra nanidina teo ambon'ny tendrontany avaratra tamin'ny fiaramanidina tamin'ny 26 Mey 1926.

Eo anelanelan'ny -43 °C sy 0 °C ny hatsiaka any amin'ny tendrontany avaratra, izay no mampisy ny ranomandry lalandava (2-4 metratra eo ho eo ny hateviny) any amin'ny tendrontany. Ankehitriny, dia mitady hitsonika ny ranomandry amin'ny hafanana mihakatra amin'ny andro fahavaratra, ary mety tsy hisy ranomandry intsony any amin'ny tendrontany amin'ny fahavaratra 2014 satria mihamafàna ny toetr'andro.

  • tsiahy

Tsiahy

  1. True north : Peary, Cook, and the race to the Pole W.W. Norton & Company, New York, 2005
Other Languages
Afrikaans: Noordpool
Alemannisch: Nordpol
አማርኛ: ስሜን ዋልታ
aragonés: Polo Norte
asturianu: Polu Norte
azərbaycanca: Şimal qütbü
تۆرکجه: قوزئی قوطبو
башҡортса: Төньяҡ полюс
Boarisch: Noadpoi
žemaitėška: Šiaurės puolios
беларуская: Паўночны полюс
беларуская (тарашкевіца)‎: Паўночны полюс
български: Северен полюс
bosanski: Sjeverni pol
буряад: Хойто туйл
català: Pol nord
čeština: Severní pól
dansk: Nordpolen
Deutsch: Nordpol
Ελληνικά: Βόρειος Πόλος
English: North Pole
Esperanto: Norda poluso
español: Polo norte
euskara: Iparburua
فارسی: قطب شمال
Võro: Põh'anaba
français: Pôle Nord
Frysk: Noardpoal
贛語: 北極點
galego: Polo Norte
Fiji Hindi: North Pole
hornjoserbsce: Sewjerny čop
magyar: Északi-sark
interlingua: Polo Nord
Bahasa Indonesia: Kutub Utara
italiano: Polo nord
日本語: 北極点
Basa Jawa: Kutub Lor
Qaraqalpaqsha: Arqa polyus
한국어: 북극점
къарачай-малкъар: Шимал полюс
Кыргызча: Түндүк уюл
Limburgs: Naordpoeal
latviešu: Ziemeļpols
македонски: Северен пол
монгол: Умард туйл
Bahasa Melayu: Kutub Utara
Nederlands: Noordpool
norsk nynorsk: Nordpolen
norsk: Nordpolen
occitan: Pòl Nòrd
ਪੰਜਾਬੀ: ਉੱਤਰੀ ਧਰੁਵ
Piemontèis: Pòl Nòrd
پنجابی: اتلا قطب
português: Polo Norte
Runa Simi: Chinchay qhipa
română: Polul Nord
tarandíne: Pole nord
русиньскый: Северный пол
саха тыла: Хоту полюс
sicilianu: Polu Nord
Scots: North Powl
davvisámegiella: Davvipola
srpskohrvatski / српскохрватски: Sjeverni pol
Simple English: North Pole
slovenčina: Severný pól
slovenščina: Severni tečaj
Soomaaliga: Cirifka waqooyi
српски / srpski: Сјеверни пол
svenska: Nordpolen
Türkmençe: Demirgazyk polýus
Tagalog: Hilagang Polo
Türkçe: Kuzey Kutbu
татарча/tatarça: Төньяк котып
ئۇيغۇرچە / Uyghurche: شىمالى قۇتۇپ
українська: Північний полюс
oʻzbekcha/ўзбекча: Shimoliy qutb
vepsän kel’: Pohjoižnaba
Tiếng Việt: Bắc Cực
吴语: 北極點
ייִדיש: צפון פאלוס
中文: 北极点
文言: 北極
Bân-lâm-gú: Pak-ke̍k
粵語: 北極