Taona
English: Year

Ny taona dia fe-potoana na tsingerim-potoana mifandraika amin'ny fitsingerenan'ny fizaran-taona iray ka maharitra manodidina ny 12 tsingerim-bolana. Mifanandrifindrify amin'ny tsingerim-pihodinan'ny Tany amin'ny Masoandro izany.

Araka ny tetiandro ampiasaina dia misy 12 volana amin'ny ankapobeny ny ao anaty taona iray nefa misy tsindraindray taona ahitana 13 volana. Noho ny fahatsapana ny fahataran'ny tetiandro miohatra amin'ny zava-miseho eo amin'ny natiora (fizaran-taona, tsingerim-bolana, fanirin'ny zava-maniry, sns) no antony anampiana volana iray faha-13 ny taona sasany. Izany, ohatra, no mitranga amin'ny tetiandro hebreo izay tsy toy ny tetiandro miozolmana.

Ny ao anatin'ny iray taona, arakaraka ny tetiandro ampiasaina, dia ahitana andro izay matetika miisa mihoatra ny 300 ka ny farany ambony mety hihoatra ny 370 andro. Ny tsy fitovizan'ny iasan'ny andro anatin'ny volana iray arakaraka ny tetiandro arahina no mahatonga izany. Nisy ihany ny taona nahitana andro miisa latsaky ny 300 toy ny tetiandro romana.

Ny taona iray ao amin'ny tetiandro gregoriana, ilay ampiasain'ny ankamaroan'ny olona amin'izao fotoana izao, dia misy 365 andro amin'ny telo taona mifanarakaraka ka misy 28 andro ny volana Febroary, fa 366 andro kosa isaky ny efa-taona izay mampisy 29 andro ny volana Febroary. Izany dia atao mba hahatonga ny efa-taona hisy 1461 andro.

Ny anaran'ny taona iray, amin'ny maha daty azy, dia ny laharany nifanarahana ihany. Ny ankamaroan'ny firenena eto an-tany, izay mampiasa ny tetiandro gregoriana, dia efa samy nanitsaka ny taona faha-2017 tamin'ny taona 2017. Ny tetiandro silamo anefa dia teo amin'ny taona faha-1438 tamin'io taona 2017 gregoriana io. Manampy izany tsy fifanadrifiana izany koa ny tsy fitovizan'ny isan'ny andro ao amin'ny taonan'ny tetiandro tsirairay. Ohatra, ny taona miozolmana iray dia misy 354 na 355 andro nefa ny taona gregoriana misy 365 na 366 andro.

Other Languages
Аҧсшәа: Ашықәс
Afrikaans: Jaar
Alemannisch: Jahr
አማርኛ: አመት
aragonés: Anyo
Ænglisc: Gēar
العربية: سنة
مصرى: سنه
অসমীয়া: বছৰ
asturianu: Añu
Aymar aru: Mara
azərbaycanca: İl
تۆرکجه: ایل
башҡортса: Йыл
Boarisch: Joar
žemaitėška: Metā
беларуская: Год
беларуская (тарашкевіца)‎: Год
български: Година
भोजपुरी: साल
বাংলা: বছর
བོད་ཡིག: ལོ་
brezhoneg: Bloaz
bosanski: Godina
буряад: Жэл
català: Any
Chavacano de Zamboanga: Año
Mìng-dĕ̤ng-ngṳ̄: Nièng
нохчийн: Шо
Cebuano: Tuig
Chamoru: Såkkan
کوردی: ساڵ
čeština: Rok
kaszëbsczi: Rok
Чӑвашла: Çулталăк
Cymraeg: Blwyddyn
dansk: År
Deutsch: Jahr
dolnoserbski: Lěto
डोटेली: वर्ष
Ελληνικά: Έτος
emiliàn e rumagnòl: An
English: Year
Esperanto: Jaro
español: Año
eesti: Aasta
euskara: Urte
estremeñu: Añu
فارسی: سال
suomi: Vuosi
Võro: Aastak
føroyskt: Ár
Nordfriisk: Juar
furlan: An
Frysk: Jier
Gaeilge: Bliain
贛語:
Gàidhlig: Bliadhna
Avañe'ẽ: Ro'y
𐌲𐌿𐍄𐌹𐍃𐌺: 𐌾𐌴𐍂
ગુજરાતી: વર્ષ
Gaelg: Blein
Hausa: Shekara
客家語/Hak-kâ-ngî: Ngièn
Hawaiʻi: Makahiki
עברית: שנה
हिन्दी: वर्ष
Fiji Hindi: Saal
hrvatski: Godina
hornjoserbsce: Lěto
Kreyòl ayisyen: Lane
magyar: Év
հայերեն: Տարի
interlingua: Anno
Bahasa Indonesia: Tahun
Iñupiak: Ukiuq
Ilokano: Tawen
ГӀалгӀай: Шу
Ido: Yaro
íslenska: Ár
italiano: Anno
ᐃᓄᒃᑎᑐᑦ/inuktitut: ᐅᑭᐅᖅ
日本語:
Patois: Ier
la .lojban.: nanca
Jawa: Taun
ქართული: წელი
Taqbaylit: Aseggas
Kabɩyɛ: Pɩnaɣ
қазақша: Жыл
ಕನ್ನಡ: ವರ್ಷ
한국어:
къарачай-малкъар: Джыл
kurdî: Sal
kernowek: Bledhen
Кыргызча: Жыл
Latina: Annus
Ladino: Anyo
Lëtzebuergesch: Joer
лезги: Йис
Limburgs: Jaor
lumbaart: Ann
ລາວ: ປີ
lietuvių: Metai
latviešu: Gads
मैथिली: साल
Basa Banyumasan: Taun
олык марий: Идалык
Māori: Tau
Minangkabau: Tahun
македонски: Година
മലയാളം: വർഷം
монгол: Жил
मराठी: वर्ष
кырык мары: И
Bahasa Melayu: Tahun
မြန်မာဘာသာ: သက္ကရာဇ်
эрзянь: Ие
Napulitano: Anno
Plattdüütsch: Johr
नेपाली: वर्ष
नेपाल भाषा: दँ
Nederlands: Jaar
norsk nynorsk: År
norsk: År
Nouormand: Aun
Sesotho sa Leboa: Ngwaga
occitan: Annada
Livvinkarjala: Vuozi
Ирон: Аз
Picard: Ainnèe
polski: Rok
پنجابی: ورہ
پښتو: کال
português: Ano
Runa Simi: Wata
romani čhib: Bersh
română: An
armãneashti: Anu
русский: Год
русиньскый: Рік
Kinyarwanda: Umwaka
संस्कृतम्: वर्षः
саха тыла: Сыл
sardu: Annu
sicilianu: Annu
Scots: Year
سنڌي: سال
davvisámegiella: Jahki
srpskohrvatski / српскохрватски: Godina
සිංහල: වර්ෂය
Simple English: Year
slovenčina: Rok
slovenščina: Leto
chiShona: Gore
Soomaaliga: Sanad
shqip: Viti
српски / srpski: Година
Sranantongo: Yari
Sunda: Taun
svenska: År
Kiswahili: Mwaka
ślůnski: Rok (czas)
தமிழ்: ஆண்டு
తెలుగు: సంవత్సరము
тоҷикӣ: Солҳо
ไทย: ปี
Tagalog: Taon
Tok Pisin: Yia
Türkçe: Yıl
татарча/tatarça: Ел
українська: Рік
اردو: سال
oʻzbekcha/ўзбекча: Yil
vèneto: An
Tiếng Việt: Năm
West-Vlams: Joar
walon: Anêye
Winaray: Tuig
Wolof: At
吴语:
ייִדיש: יאר
Yorùbá: Ọdún
Vahcuengh: Bi
Zeêuws: Jaer
中文:
文言:
Bân-lâm-gú:
粵語: