Repoblika Demokratikan'i Kongo

République démocratique du Congo ((fr))
Repubilika ya Kongo Demokratiki kg
Jamhuri ya Kidemokrasia ya Kongo sw
Republiki ya Kongó Demokratiki ln
Repoblika Demokratikan'i Kongo ((mg))
Drapeau de la République démocratique du CongoArmoiries de la République démocratique du Congo
(Antsipirihany)(Antsipirihany)
Teny filamatra : « Justice, Paix et Travail »
LocationDRCongo.svg
Teny ofisialyFrançais
(le lingala, le kikongo, le swahili et le tchiluba ont le statut de langues nationales)
RenivohitraKinshasa
4° 24' S, 15° 24' E
Plus grande villeKinshasa
Fitondrana sy governemanta
 - Filoha
 - Mpiray ministra
Repoblika
Joseph Kabila
Adolphe Muzito
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 12
2 345 000 km²
3,3 %
Isam-ponina
 - Tontaliny (2008)
 - hakitroka
faha 18
66 514 504 mpo.
27 mpo./km²

Anaran'ny mponinaKongolezy
Sandam-bolaFranc Kongolezy (CDF)
Faritr'oraUTC +1 et +2
Hiram-pirenenaDebout Congolais
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+243

Ny Repoblika Demokratikan'i Kongo dia firenena ao amin'ny faritry Afrika afovoany. Izy no Firenena ao Afrika ngeza indrindra eo aorian'i Sodana sy i Aljeria ; izy koa ny firenena ngeza indrindra sy be mponina indrindra ao amin'ny faritry Afrika afovoany. Ny Repoblika Demokratikan'i Kongo no firenena be olona indrindra ao amin'ny fikambanan'ny Francophonie eo alohan'i Frantsa. Hiantsoana azy koa ny hoe Kongo-Kinshasa mba tsy hifangaroany amin'i Kongo-Brazzaville. Kinshasa no renivohiny, avy eo ny avian'ilay anarana hoe Kongo-Kinshasa. Zaira koa ny anaran'io firenena io tamin'ny 1971 hatramin'i 1997, teo izy niova Repoblika Demokratikan'i Kongo.

Other Languages
беларуская (тарашкевіца)‎: Дэмакратычная Рэспубліка Конга
বিষ্ণুপ্রিয়া মণিপুরী: গনতান্ত্রিক কঙ্গো প্রজাতন্ত্র
Chavacano de Zamboanga: República Democrática del Congo
qırımtatarca: Kongo (Kinşasa)
Thuɔŋjäŋ: Miir Pan Koŋgo
客家語/Hak-kâ-ngî: Congo Mìn-chú Khiung-fò-koet
Kreyòl ayisyen: Kongo (Kinchasa)
Bahasa Indonesia: Republik Demokratik Kongo
ГӀалгӀай: Конго
íslenska: Austur-Kongó
Kabɩyɛ: Kɔŋgo Kinsasa
Lingua Franca Nova: Republica Democrata de Congo
Baso Minangkabau: Republik Demokratik Kongo
مازِرونی: زئیر
Dorerin Naoero: Ripubrikit Engame Kongo
Nederlands: Congo-Kinshasa
संस्कृतम्: कांगो गणराज्यम्
srpskohrvatski / српскохрватски: Demokratska Republika Kongo
slovenščina: Vzhodni Kongo
SiSwati: IKhongo
oʻzbekcha/ўзбекча: Kongo Demokratik Respublikasi
West-Vlams: Congo-Kinshasa