Politika

Ny teny hoe politika dia avy amin'ny fiteny grika hoe politikè ("siansan'ny raharahan-tanàna"). Teny mitovy dika amin'ny fandrindràna ny tanàna ny politika. Ny tanàna resahina eto dia tanàna mizaka tena grika taloha.

Ny politika dia ny fomban'ny olona miaina ao amin'ny vondrona hanapa-kevitra, ny fanaovana fifanarahana eo amin'ny olona mba hahafahany miara-miaina eo amin'ny vondrona toy ny foko, tanàna, na firenena. Ao amin'ny vondrona lehibe, toy ny firenena, ny olona sasany dia mety ho lany fotoana manao fifanarahana toa izany. Ireo olona ireo no antsoina hoe mpanao politika. Ny mpanao politika, ary indraindray ny olona hafa, dia mety miaraka mba hanangana ny fitondram-panjakana. Ny fandinihana ny politika ao amin'ny oniversite no atao hoe siansa ara-politika, fianarana ara-politika, na ny fitantanam-bahoaka.

Eo amin'ny fiainana andavanandro, ny teny hoe politika dia manondro ny fomba hitantanana ny firenena, ary ny fomba anaovan'ny fitondram-panjakana fitsipika sy ny lalàna. Fa ny politika koa dia hita ao amin'ny vondrona hafa, toa ny ao amin'ny orinasa lehibe, ny sekoly ny ny fiangonana.

Governemanta

Ny governemanta dia miezaka ny hitarika ny vondrona manontolo. Ny fitondram-panjakana dia manao zavatra toy ny:

  • Manapa-kevitra mikasika ireo olona mahazo tapa-tany
  • Manapa-kevitra mikasika ny olona afaka milaza ny olon-kafa ny zavatra tokony hatao Manapa-kevitra na handeha hiady amin'ny firenena hafa
  • Mamorona vola
  • Hanao zavatra ilain'ny fiarahamonina rehetra, toy ny lalana, hopitaly, trano famakiam-boky, ary ny seranana.
  • Manabe ny olona, ho an'ny tombon-tsoan'ny tenany, na hampianatra azy ireo ny zavatra tian'ny governemanta ho fantany
  • Mikarakara ny tena tanora, ny marary, na ny be antitra
  • Mitantana ny hahasoa ny firenena ary ny mitantana ny vola azo fandaniana amin'ny raharaha (hopitaly, sekoly, sns)

Ny iray amin'ireo fomba itaritan'ny governemanta ny vondrona dia ny fanaovana lalàna sy ny fitsipika, izay milaza ny olona rehetra izay afaka sy tsy afaka ataony. Manao ny lalàna hahatongavana amin'izany ny fitondram-panjakana mba hampilamina ny fiaraha-monina. Ny lalàna hoe "Aza misotro toaka raha mitondra fiara" dia manakana ireo mamo tsy hitondra fiara, izay mety hahafaty olona. Ny lalàna "tsy maintsy manao fiarovan-doha rehefa mitondra môtô" dia natao hampiarovana ny tena. Ny governemanta koa dia afaka mifehy ny olona sy ny zavatra mitranga ao amin'ny firenena amin'ny fomba hafa ankoatra ny fanaovana lalàna.

Ohatra, ny fomba andanian'ny governemanta vola dia mety hampisy fahasamihafana lehibe amin'ny zavatra ho ataon'ny olona na ny zavatra hitranga amin'ny olona. Raha toa ka mandany vola be amin'ny hopitaly sy ny mpitsabo mpanampy ny governemanta, dia mety ho salama kokoa ny olona. Na koa, raha mankasitraka ny fitondram-panjakana ny olona, na mihevitra fa hendry governemantany, dia mety hanao zavatra izy ireo satria lazain'ny ny governemanta fa izany no zavatra tsara tokony hatao. Matetika manao dokam-barotra afisy na fahitalavitra izay mamporisika ny olona hiala tamin'ny sigara ny fitondram-panjakana, na hihinana voankazo sy legioma betsaka kokoa.

Politika no matetika oharina amin'ny etika (hevitra momba ny tsara sy ny ratsy). Ny fitsipi-pitondran-tena dia fianarana saro-takarina kokoa ny tsara sy ny ratsy. Ny fitsipi-pitondran-tena mandalina ny fitsipika be kokoa noho ny lalàna na politika na ny fifampiraharahana iraisam-pirenena, ka maro no mihevitra fa tsy azo ampiharina ny fitsipi-pitondran-tena. Fa raha tsy misy fifanarahana eo amin'ny fitsipi-pitondran-tena, dia mety tsy misy fomba isian'ny adihevitra, lalàna na fifidianana. Amin'ny amin'ny rafitra ara-politika dia misy foana ny fifanarahana amin'ny etika sy ny fitondran-tena manokana.

Other Languages
Afrikaans: Politiek
Alemannisch: Politik
አማርኛ: ፖለቲካ
aragonés: Politica
العربية: سياسة
مصرى: سياسه
asturianu: Política
azərbaycanca: Siyasət
تۆرکجه: سیاست
башҡортса: Сәйәсәт
Boarisch: Politik
žemaitėška: Puolitėka
беларуская: Палітыка
беларуская (тарашкевіца)‎: Палітыка
български: Политика
भोजपुरी: राजनीति
bamanankan: Politiki
বাংলা: রাজনীতি
བོད་ཡིག: ཆབ་སྲིད་
বিষ্ণুপ্রিয়া মণিপুরী: রাজনীতি
brezhoneg: Politikerezh
bosanski: Politika
català: Política
Mìng-dĕ̤ng-ngṳ̄: Céng-dê
Cebuano: Politika
Chamoru: Politika
کوردی: سیاسەت
corsu: Pulitica
čeština: Politika
dansk: Politik
Deutsch: Politik
Zazaki: Politika
Ελληνικά: Πολιτική
English: Politics
Esperanto: Politiko
español: Política
eesti: Poliitika
euskara: Politika
estremeñu: Política
فارسی: سیاست
suomi: Politiikka
Võro: Poliitiga
føroyskt: Politikkur
français: Politique
Nordfriisk: Politiik
furlan: Politiche
Frysk: Polityk
Gaeilge: Polaitíocht
Gàidhlig: Poilitigs
galego: Política
Avañe'ẽ: Jokuaikuaa
Hausa: Siyasa
客家語/Hak-kâ-ngî: Chṳn-chhṳ
Hawaiʻi: Kālaiʻāina
עברית: פוליטיקה
हिन्दी: राजनीति
Fiji Hindi: Rajniti
hrvatski: Politika
Kreyòl ayisyen: Politik (non)
magyar: Politika
interlingua: Politica
Bahasa Indonesia: Politik
Interlingue: Politica
Ilokano: Politika
ГӀалгӀай: Политика
íslenska: Stjórnmál
italiano: Politica
日本語: 政治
Patois: Palitix
la .lojban.: plajva
Basa Jawa: Pulitik
ქართული: პოლიტიკა
Taqbaylit: Tasertit
қазақша: Саясат
kalaallisut: Politikki
ភាសាខ្មែរ: នយោបាយ
ಕನ್ನಡ: ರಾಜನೀತಿ
한국어: 정치
къарачай-малкъар: Политика
कॉशुर / کٲشُر: سِیاسَت
Кыргызча: Саясат
Latina: Civilitas
Ladino: Politika
Lëtzebuergesch: Politik
Lingua Franca Nova: Politica
Limburgs: Polletiek
Ligure: Politica
lumbaart: Pulitica
lingála: Politíki
lietuvių: Politika
latviešu: Politika
मैथिली: राजनीति
македонски: Политика
മലയാളം: രാഷ്ട്രീയം
монгол: Улс төр
मराठी: राजकारण
Bahasa Melayu: Politik
Mirandés: Política
မြန်မာဘာသာ: နိုင်ငံရေး
مازِرونی: سیاست
Plattdüütsch: Politik
Nedersaksies: Politiek
नेपाली: राजनीति
नेपाल भाषा: राजनीति
Nederlands: Politiek
norsk nynorsk: Politikk
norsk: Politikk
Nouormand: Politique
occitan: Politica
Livvinkarjala: Politiekku
ਪੰਜਾਬੀ: ਸਿਆਸਤ
Papiamentu: Polítika
Picard: Politike
polski: Polityka
Piemontèis: Polìtica
پنجابی: سیاست
پښتو: واگ
português: Política
Runa Simi: Llaqta pusay
rumantsch: Politica
română: Politică
armãneashti: Politicâ
русский: Политика
русиньскый: Політіка
संस्कृतम्: राजनीतिः
саха тыла: Бэлиитикэ
ᱥᱟᱱᱛᱟᱲᱤ: ᱨᱟᱡᱽᱟᱹᱨᱤ
sardu: Polìtiga
sicilianu: Pulìtica
Scots: Politics
srpskohrvatski / српскохрватски: Politika
Simple English: Politics
slovenčina: Politika
slovenščina: Politika
Soomaaliga: Siyaasad
shqip: Politika
српски / srpski: Политика
Seeltersk: Politik
Basa Sunda: Pulitik
svenska: Politik
Kiswahili: Siasa
தமிழ்: அரசியல்
తెలుగు: రాజకీయాలు
тоҷикӣ: Сиёсат
Tagalog: Politika
Tok Pisin: Politikis
Türkçe: Siyaset
Xitsonga: Politiki
татарча/tatarça: Сәясәт
тыва дыл: Политика
українська: Політика
اردو: سیاست
oʻzbekcha/ўзбекча: Siyosat
vèneto: Pułìtega
Tiếng Việt: Chính trị
Volapük: Bolit
walon: Politike
Winaray: Politika
Wolof: Politig
吴语: 政治
მარგალური: პოლიტიკა
ייִדיש: פאליטיק
Yorùbá: Ìṣèlú
Vahcuengh: Cwngci
Zeêuws: Politiek
中文: 政治
Bân-lâm-gú: Chèng-tī
粵語: 政治