Pentekotisma

Congreso Nacional Juvenil3.jpg

Ny Pentekotisma, izay atao hoe koa Fihetsiketsehan'ny Pentekosta, dia fireham-pinoana kristiana ara-pilazantsara (evanjelika) vokatry ny Fifohazam-panahy notarihin'ny pastora amerikana Charles Fox Parham sy William Joseph Seymour tao Etazonia tamin'ny taona 1906. Io fihetsiketsehana io dia manana izao toetra izao: manome lanja manokana ny Baiboly, ny fahaterahana indray, ny batisan'ny Fanahy Masina, ny fanomezam-pahasoavan'ny Fanahy Masina, ny batisan'ny olon-dehibe amin'ny maha vavolombelona an-tsitrapo azy, ny fananana saina tia mamita iraka, ny fanokanan-tena ara-pitondran-tena amin'ny fiainana, ny fahaleovan-tenan'ny fiangonana isan-toerana, ny fisaranan'ny Fiangonana sy ny Fanjakana. Ny Pantekotisma dia mitovy amin'ny Fihetsiketsehana karismatika, nefa nivoatra taloha kokoa (indrindra ny tao Etazonia). Ny Kristiana karismatika, indrindra ireo tamin'ny fotoana niantombohan'ireo fihetsiketsehana ireo, dia samy nitoetra tsy niala amin'ny fiangonany avy. Miteny tsy fantatra ny Pentekotista sady mazoto mifady hanina.

Other Languages
العربية: خمسينية
azərbaycanca: Əllincilər
беларуская: Пяцідзясятніцтва
español: Pentecostalismo
français: Pentecôtisme
arpetan: Pentecoutismo
Gaeilge: Cincíseachas
Gàidhlig: Caingeiseachd
客家語/Hak-kâ-ngî: Ńg-sùn-chiet Yun-thung
hrvatski: Pentekostalizam
Bahasa Indonesia: Gereja Pentakosta
italiano: Pentecostalismo
қазақша: Елуліктер
한국어: 오순절주의
lingála: Nzámbe-Malámu
لۊری شومالی: پنتاکوستالیسم
lietuvių: Sekmininkai
latviešu: Pentakosti
македонски: Пентекостализам
Mirandés: Pentecostalismo
Nederlands: Pinksterbeweging
norsk nynorsk: Pinserørsla
português: Pentecostalismo
română: Penticostalism
sicilianu: Pinticustalisimu
srpskohrvatski / српскохрватски: Pentekostalizam
Simple English: Pentecostalism
slovenčina: Letničné hnutie
slovenščina: Binkoštništvo
српски / srpski: Пентекостализам
Kiswahili: Wapentekoste
Türkçe: Pentikostalizm
українська: П'ятдесятництво
oʻzbekcha/ўзбекча: Pentecostallar
Tiếng Việt: Phong trào Ngũ tuần