Nederlandy

Koninkrijk der Nederlanden ((nl))
Fanjakan'i Nederlandy ((mg))
Sainan'i Nederlandy Mari-piandrian'ny Nederlandy
( Antsipirihany) ( Antsipirihany)
Teny filamatra : Je maintiendrai
EU-Netherlands.svg
Teny ofisialy nerlandey
Renivohitra Amsterdam
52° 22′ nord, 4° 53′ est
Tanàna lehibe indrindra Amsterdam
Fitondrana sy governemanta
 -
Fanjakana entin'Antenimiera
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 135
41 530 km²
18,41 %
Isam-ponina
 - Tontaliny ( novambra 2014)
 - hakitroka
faha 59
16902103 [1] mpo.
407 mpo./km²

Endrika:Formation pays

Anaran'ny mponina Nerlandey
IDH ( 2012) (mitombo) 0,921 [2] (ambony be) faha-4/194
Sandam-bola Euro, ( dôlara amerikanina any amin'ny Nederlandy karibeanina) ( EUR)
Fiozao ny ora UTC +1 (CET);

oram-pahavaratra : UTC+2 (CEST); UTC-4 (Nederlandy karibeanina)

Hiram-pirenena Wilhelmus van Nassouwe
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+31 [3]


Ny Nederlandy dia firenena any Eoropa Andrefana. Mihoatra ny 17 tapitrisa ny olona miaina ao. Ho any avaratra sy andrefan'ny Nederlandy dia ny Ranomasina Avaratra. Ny any atsinanana dia ny Alemaina ary any atsimo dia Belzika. Ny Nederandy dia iray amin'ireo firenena izay nanomboka ny Vondrona Eoropeana. Olona izay miaina any Nederlandy dia antsoina hoe "Anarana". Ny fitenin'ny Nederlandy antsoina koa hoe Holandey. Ny tena renivohitry ny Nederlandy dia Amsterdam. Izany anefa, dia tsy ny toerana izay misy ny governemanta mipetraka. Amin'ny Antenimeram-Pirenena (ao amin'ny fiteny nerlandey: 'Tweede Kamer') dia any La Haye.

Tantara

Rehefa tapitra ny ny Taona Afovoany ny loham-pirenena tamin'ny Bourgogne, firenena izay lasa anisan'ny Frantsa, miray saina faritra fito ambin'ny folo. Ireo faritra nantsoina hoe ny Nederlandy. Ary rehefa nanambady an'i Maximilian I, Mpanjaka Romanina Masina, ny zanakavavin'ny dioka, dia lasa anisan'ny Espaina i Nederlandy. Tamin'ny taonjato faha-16 dia lasa Protestanta ny olona maro. Tsy tia izany ny mpanjakan'i Espaina, tiany hijanona Katolika ny nerlandey rehetra. Nanapa-kevitra ny hamono ny protestanta avokoa izy. Mazava ho azy fa tsy tia izany ny Holandey, ary tamin'ny 1568 dia nanomboka ny ady tamin'i Espaina. Ilay ady dia naharitra hatramin'ny 1648, noho izany dia antsoina hoe ny Adin'ny valopolo taona. Mpitondra lehiben'ny nerlandey tamin'izany ady izany i Willem van Oranje.

Tamin'ny 1648 ny Nederlandy sy Espaina no nanao sonia soa aman-tsara. Ny mponina nerlandey dia navela hitandrina ny toerana rehetra nosamboriny. Ny ampahany Holandy izay tsy resin'ny Holandey dia nijanona tamin'ny Espaina. Taty aoriana dia anjaran'i Belzika izay ampahan-tany tsy azon'ny Holandy izay.

Rehefa nahaleo tena ny Nederlandy, dia tena manokana firenena. Nentim-panjaka avokoa ny firenena rehetra tao Eoropa, fa Repoblika izy. Faritany fito no hita ato amin'i Nederlandy, izay entin'ny tanàn-dehibe. Ireo tanàn-dehibe ireo dia entin'olom-pirenena manan-karena. Entin'ny mpitondra faritany izay manam-pahefana be ireo tanàna ireo, fa na dia izany aza kely ny fahefan'izy ireo raha oharina amin'ny mpanjakan'ny firenena eoropeanina hafa.

Tamin'ny taonjato faha-18 dia niamahantra ny Nederlandy. Betsaka ireo olona nihevitra fa ny mpitondra tanàna no anton'izany. Betsaka koa ireo nihevitra fa be loatra ny fahefahana azon'izy ireo ka tia hanilika azy ireo. Tamin'ny 1789 dia naongan'ny frantsay ny mpanjakany. Nanafika firenena hafa ihany koa ny frantsay mba hanongana ny fahefan'ireo firenena ireo. Tamin'ny 1795 dia nanafika an'i Nederlandy zareo. Voatery nandositra tany Angletera ny mpitondra tanàna William V. Novaina anarana ho Repoblika Batavianina i Nederlandy ary lasa demôkrasia. Fa tsy faly tamin'ny mpitondra nerlandey ny frantsay ka nanao ny ralahiny ho mpanjakan'i Nederlandy i Napoléon. Nalaza ary tiam-bahoaka i Louis fa tsy mbola faly taminy ihany ny frantsay, ka lasa ampahan'i Frantsa i Nederlandy tamin'ny 1810.

Resy i Napoléon tamin'ny 1815 ary nahaleotena indray ny Nederlandy. Nihevitra ireo firenena eoropeanina fa hevitra tsara ny manao an'i Nederlandy ho firenea maery, mba hahatohitra fanafihan'ny frantsay fanindroany. Noho izany dia nampiana tamin'i Nederlandy i Beljika sy Loksamborga. Lasa mpanjaka i William I izay zanak'i William V. Tsy faly tamin'ny mpanjaka nerlandy ny beljianina. Nirotaka izy ireo tamin'ny taona 1830. Nandefa tafika i William. Mahery kokoa nohonn'y tafika beljianina ny tafika nerlandey fa notohanan'ny frantsay izy ireo. Nifidy ny mpanjakany ny beljianina ka lasa firenena mahaleotena.

Nisy ireo tamin'ny vahoaka no nilaza fa be loatra ny fahefan'ny mpanjaka. Tia hampihena ny fahefany izy ireo, ka izy ihany no mifidy ny governemantany. Tamn'ny 1848 , dia nisy ireo rotaka lehibe manohitra ny mpanjaka eraky ny firenena eoropeanina. Natahotra izany hitranga ao Nederlandy ny mpanjaka. Ka nanome alalana ana'i Hohan Rudolf Thorbecke hanoratra lalàm-panorenana ny mpanjaka. Nanomboka tamin'izany fotoana izany dia afaka mifidy ny vahoaka. Tamin'ny fiandohany dia ny manan-karena ihany no afaka mandatsa-bato. Nanomboka tamin'ny 1919 dia afaka manatrika fifidianana avokoa ny olon-drehetra.

Tamin'ny Ady Lehibe Voalohany dia tsy niady ny Nederlandy. Tia nijanona ho tsy mpanatrika ady ihany koa ny Nederlandy tamin'ny Ady lehibe faharoa, fa voatafiky ny Alemanina ny firenena tamin'ny 1940. Sahala ny tany amin'ireo firenena voatafik'i Alemaina dia namono jiosy ny Antoko Sôsialista Nasionaly Alemanina. Vehivavy jiosy niaina tany Nederlandy i Anne Frank. Niafina tamin'ny Nazi ny fianankaviany sy izy ary nanoratra diary izy. Maty tany amin'ny toby fitanàna Nazi izy ary nalaza ny diariny.

Nanafaka ny faritra atsimon'i Nederlandy ireo tafika amerikanina kanadianina, poloney ary britanika tamin'ny 1944. Tia hiampita ny Rhin zareo araka ny Operation market Garden izay hanafahana ny ampaha sisan'ny firenena, saingy resy. Tamin'ny volana Mey 1945 ny firenena vao afaka. Nandritry ny dimy taona nanjanahan'ny Alemanina an'i Nederlandy dia eo amin'ny olona dimy alina sy roa hetsy teo ho eo no naty tao Nederlandy.

Taona fohy taorian'ny Ady dia nanambara ny fahaleovantenany i Indonezia.

Other Languages
Acèh: Blanda
Afrikaans: Nederland
Alemannisch: Niederlande
አማርኛ: ኔዘርላንድ
aragonés: Países Baixos
Ænglisc: Niðerland
العربية: هولندا
ܐܪܡܝܐ: ܗܘܠܢܕܐ
asturianu: Países Baxos
azərbaycanca: Niderland
تۆرکجه: هولند
башҡортса: Нидерланд
Boarisch: Holland
žemaitėška: Nīderlandā
Bikol Central: Nederlands
беларуская: Нідэрланды
беларуская (тарашкевіца)‎: Нідэрлянды
български: Нидерландия
भोजपुरी: नीदरलैंड
Bislama: Netherlands
Bahasa Banjar: Walanda
བོད་ཡིག: ཧོ་ལན།
বিষ্ণুপ্রিয়া মণিপুরী: নেদারল্যান্ড
brezhoneg: Izelvroioù
bosanski: Holandija
ᨅᨔ ᨕᨘᨁᨗ: Belanda
буряад: Нидерланд
Chavacano de Zamboanga: Holanda
Mìng-dĕ̤ng-ngṳ̄: Hò̤-làng
нохчийн: Нидерландаш
Cebuano: Olanda
Tsetsêhestâhese: Netherlands
کوردی: ھۆلەند
qırımtatarca: Felemenk
čeština: Nizozemsko
kaszëbsczi: Néderlandzkô
словѣньскъ / ⰔⰎⰑⰂⰡⰐⰠⰔⰍⰟ: Нидєрландꙑ
Чӑвашла: Нидерландсем
dansk: Holland
Deutsch: Niederlande
Zazaki: Hollanda
dolnoserbski: Nižozemska
ދިވެހިބަސް: ނެދަލޭންޑު
eʋegbe: Netherlands
Ελληνικά: Ολλανδία
emiliàn e rumagnòl: Ulànda
English: Netherlands
Esperanto: Nederlando
español: Países Bajos
eesti: Holland
euskara: Herbehereak
estremeñu: Paisis Baxus
فارسی: هلند
Fulfulde: Holannda
suomi: Alankomaat
Võro: Holland
Na Vosa Vakaviti: Oladi
føroyskt: Niðurlond
arpetan: Payis-Bâs
Nordfriisk: Nederlönje
furlan: Paîs Bas
Frysk: Nederlân
Gaeilge: An Ísiltír
Gagauz: Niderland
贛語: 荷蘭
Gàidhlig: Na Tìrean Ìsle
Avañe'ẽ: Tetãnguéra Yvýi
गोंयची कोंकणी / Gõychi Konknni: नेदरलँड्स
ગુજરાતી: નેધરલેંડ
客家語/Hak-kâ-ngî: Hò-làn
Hawaiʻi: Hōlani
עברית: הולנד
हिन्दी: नीदरलैण्ड
Fiji Hindi: The Netherlands
hrvatski: Nizozemska
hornjoserbsce: Nižozemska
Kreyòl ayisyen: Peyiba
magyar: Hollandia
Հայերեն: Նիդերլանդներ
interlingua: Paises Basse
Bahasa Indonesia: Belanda
Interlingue: Nederland
Ilokano: Olanda
íslenska: Holland
italiano: Paesi Bassi
日本語: オランダ
Patois: Nedalanz
la .lojban.: nederland
Basa Jawa: Walanda
Qaraqalpaqsha: Niderlandiya
Taqbaylit: Timura n Wadda
Адыгэбзэ: Нидерлэндхэр
Kabɩyɛ: Peyibaa
Kongo: Pays-Bas
Gĩkũyũ: Netharandi
қазақша: Нидерланд
kalaallisut: Hollandi
ភាសាខ្មែរ: ប្រទេសហូឡង់
한국어: 네덜란드
Перем Коми: Недерланд
къарачай-малкъар: Нидерландла
Ripoarisch: Niederlande
Kurdî: Holenda
kernowek: Iseldiryow
Кыргызча: Нидерланд
Latina: Nederlandia
Lëtzebuergesch: Holland
лакку: Нидирланд
Limburgs: Nederland
Ligure: Paixi Basci
lumbaart: Paes Bass
lingála: Holanda
لۊری شومالی: ھولند
lietuvių: Nyderlandai
latgaļu: Nīderlandeja
latviešu: Nīderlande
Basa Banyumasan: Landa
мокшень: Недерлантт
олык марий: Нидерланде
Māori: Hōrana
Baso Minangkabau: Balando
македонски: Холандија
монгол: Нидерланд
Bahasa Melayu: Belanda
မြန်မာဘာသာ: နယ်သာလန်နိုင်ငံ
مازِرونی: هلند
Dorerin Naoero: Niterand
Nāhuatl: Tlanitlalpan
Napulitano: Ulanna
Plattdüütsch: Nedderlannen (Europa)
Nedersaksies: Nederlaand
नेपाल भाषा: नेदरल्यान्द्स्
Nederlands: Nederland
norsk nynorsk: Nederland
norsk: Nederland
Novial: Nederlande
Nouormand: Pays Bas
Sesotho sa Leboa: Netherlands
Chi-Chewa: Netherlands
Livvinkarjala: Alangomuat
Oromoo: Neezerlaandi
ਪੰਜਾਬੀ: ਨੀਦਰਲੈਂਡ
Pangasinan: Olánda
Kapampangan: Paises Bahes
Papiamentu: Hulanda
Picard: Bas-Païs
Deitsch: Holland
Pälzisch: Niederlande
Norfuk / Pitkern: Dem Nethiland
polski: Holandia
Piemontèis: Pais Bass
پنجابی: نیدرلینڈز
Ποντιακά: Ολλανδία
پښتو: هالنډ
português: Países Baixos
Runa Simi: Urasuyu
rumantsch: Pajais Bass
Romani: Olanda
română: Țările de Jos
armãneashti: Olanda
tarandíne: Pajèsere Vasce
русский: Нидерланды
русиньскый: Нідерланды
Kinyarwanda: Ubuholandi
саха тыла: Недерланд
sicilianu: Paisi Vasci
davvisámegiella: Vuolleeatnamat
srpskohrvatski / српскохрватски: Nizozemska
Simple English: Netherlands
slovenčina: Holandsko
slovenščina: Nizozemska
Gagana Samoa: Netalani
chiShona: Netherlands
Soomaaliga: Holland
shqip: Holanda
српски / srpski: Холандија
Sranantongo: Bakrakondre
SiSwati: IDashi
Sesotho: Hôlanê
Seeltersk: Niederlounde
Basa Sunda: Walanda
Kiswahili: Uholanzi
ślůnski: Ńiderlandy
tetun: Olanda
тоҷикӣ: Нидерланд
Türkmençe: Niderlandlar
Tagalog: Netherlands
lea faka-Tonga: Holani
Tok Pisin: Netherlands
Türkçe: Hollanda
татарча/tatarça: Нидерланд
chiTumbuka: Netherlands
удмурт: Нидерланд
ئۇيغۇرچە / Uyghurche: گوللاندىيە
українська: Нідерланди
oʻzbekcha/ўзбекча: Niderlandlar
vèneto: Paéxi Basi
vepsän kel’: Alamad
Tiếng Việt: Hà Lan
West-Vlams: Holland
Volapük: Nedän
walon: Bas Payis
Winaray: Nederlandes
Wolof: Olaand
吴语: 尼德兰
isiXhosa: ENetherlands
მარგალური: ნიდერლანდი
ייִדיש: האלאנד
Vahcuengh: Hwzlanz
Zeêuws: Nederland
中文: 荷兰
文言: 荷蘭
Bân-lâm-gú: Hô-lân
粵語: 荷蘭
isiZulu: Netherlands