Microsoft Windows

Ny logo an'i Microsoft Windows

Microsoft Windows dia mpandrindra milina amboarin'ny orinasa informatika Microsoft, izay natao ho an'ireo solosaina mahazaka PC. Io no mpandimby ny MS-DOS. Nanomboka tamin'ny taona 1990 ary indrindra indrindra tamin'ny fivoahan'ny Windows 95, nahita fahombiazana lehibe izy. Ny anisan'ny antony nahomby azy dia ireo fifanarahana nataony tamin'ireo mpanamboatra solosaina izay mandrara an'ireo mpanamboatra solosaina ireo mametraka mpandrindra milina hafa afatsy Microsoft Windows (raha tsy izany dia hiharan'ny sazy ara-bola). Efa napetraka eo amin'ny solosaina PC rehetra izay varotana Windows ; ary noho ny fifanarahana, tsy omen'ireo mpanao solosaina safidy ny mpividy solosaina.

Sampana efatra no ananan'i Windows :

  • Sampana 16 bit, izay mikasika an'i Windows 1 hatramin'ny Windows 3.11 ; izay nitranga tamin'ny 1985 izay mandeha amin'ny PC izay mahazaka 16 bit ihany.
  • Sampana Windows NT izay nitranga voalohany indrindra tamin'ny taona 1993. Sampana noforonina tanteraka izy ity ary natao ho an'ireo solosaina, lohamilina ary solosaina izay tsy mahazaka PC. Tao amin'ny orinasa io mpandrindra milina io no ampiasaina.

Ireo mpandrindra milina amin'ity sampana ity dia Windows NT, Windows XP, Windows Vista ary Windows 7.

  • Sampana Windows 9x, sampana mivoatra irery ary tsy miankina amin'i sampana NT izay navoaka tamin'ny taona 1995. Ny mpandrindra milina amin'io sampana io dia Windows 95, Windows 98, Windows 2000 ary Windows Me. Ity sampana ity dia natao hanolo ny sampana 16 bit.
  • Sampana Windows CE, izay voaforona tamin'ny 1996. Natao ho an'ireo rafitra maivana ary finda. Io no fototry ny mpandrindra milina Windows Mobile ary Pocket PC.
  • jereo koa

Jereo koa

Rohy ivelany

Other Languages
অসমীয়া: ৱিণ্ড'জ
azərbaycanca: Microsoft Windows
žemaitėška: Microsoft Windows
беларуская: Windows
беларуская (тарашкевіца)‎: Microsoft Windows
български: Microsoft Windows
Mìng-dĕ̤ng-ngṳ̄: Microsoft Windows
corsu: Windows
Ελληνικά: Microsoft Windows
føroyskt: Windows
ગુજરાતી: વિન્ડોઝ
עברית: Microsoft Windows
hornjoserbsce: Windows
magyar: Windows
interlingua: Microsoft Windows
Bahasa Indonesia: Microsoft Windows
la .lojban.: la canko
ქართული: Microsoft Windows
Qaraqalpaqsha: Microsoft Windows
қазақша: Microsoft Windows
Ripoarisch: Microsoft Windows
Кыргызча: Microsoft Windows
Lëtzebuergesch: Microsoft Windows
Limburgs: Windows
lumbaart: Windows
македонски: Microsoft Windows
монгол: Microsoft Windows
Bahasa Melayu: Microsoft Windows
Dorerin Naoero: Microsoft Windows
Plattdüütsch: Microsoft Windows
Nederlands: Microsoft Windows
norsk nynorsk: Microsoft Windows
occitan: Windows
português: Microsoft Windows
Runa Simi: Windows
русский: Windows
русиньскый: Microsoft Windows
саха тыла: Microsoft Windows
srpskohrvatski / српскохрватски: Microsoft Windows
Simple English: Microsoft Windows
slovenčina: Microsoft Windows
slovenščina: Microsoft Windows
Soomaaliga: Microsoft Windows
తెలుగు: విండోస్
тоҷикӣ: Microsoft Windows
татарча/tatarça: Microsoft Windows
українська: Microsoft Windows
oʻzbekcha/ўзбекча: Microsoft Windows
vepsän kel’: Microsoft Windows
Tiếng Việt: Microsoft Windows
West-Vlams: Windows
吴语: 微软视窗
მარგალური: Microsoft Windows
ייִדיש: Windows
Bân-lâm-gú: Microsoft Windows