Jordana (ony)

Ny ony Jordana tandrify ilay toerana fanaovana batisa ao Jordania, noforonina tamin'ny 23 Septambra 2010

I Jordana dia ony ao Atsianana Afovoany mirefy 360 km izay mipoitra avy ao amin’ny tendrombohitra Anti-Libanona sady avy avaratra mianatsimo ka mivarina any amin’i Ranomasina Maty. Mandavan-taona ny fikorianany no tsy miova firy koa ny habetsahan’ny rano entiny (salany : 32 m3/s) noho ny fisian’ny rano madinika mamatsy azy, dia i Iarmoka, izay mipoitra avy anaty vato sokay sy avy amina ranomandry. Ny lohasahany no iva indrindra eran-tany satria mahatakatra any amin’ny 421 m ambanin’ny ranomasina.

Tao amin'ny ony Jordana no nanaovan’i Joany batemy (na batisa) an’i Jesoa, araka ny voasoratra ao amin’ny Evanjely ao amin’ny Baiboly ary mbola misy toerana izay namboarina ao amin’ny fialan’i Jordana ny farihy Tiberiasy (na Tiberiada na Galilia) hanaovana batisa ireo Kristiana mpanao fivahiniana masina.

Other Languages
Afrikaans: Jordaanrivier
Ænglisc: Iordan
العربية: نهر الأردن
تۆرکجه: اوردن چایی
Boarisch: Jordan
беларуская: Іардан (рака)
беларуская (тарашкевіца)‎: Ярдан
български: Йордан (река)
भोजपुरी: जॉर्डन नदी
brezhoneg: Jordan (stêr)
bosanski: Jordan (rijeka)
català: Riu Jordà
Cebuano: Naẖal Senir
čeština: Jordán
kaszëbsczi: Jordan (rzéka)
Deutsch: Jordan
English: Jordan River
Esperanto: Jordano
español: Río Jordán
eesti: Jordan
فارسی: رود اردن
suomi: Jordan
français: Jourdain
Gàidhlig: Abhainn Iòrdan
galego: Río Xordán
עברית: נהר הירדן
हिन्दी: जॉर्डन नदी
hrvatski: Jordan (rijeka)
hornjoserbsce: Jordan
Bahasa Indonesia: Sungai Yordan
íslenska: Jórdan
日本語: ヨルダン川
la .lojban.: jordo rirxe
Basa Jawa: Kali Yordan
ქართული: იორდანე
Kabɩyɛ: Yɔrdaŋ Pɔɔ
қазақша: Иордан
한국어: 요르단강
Latina: Iordanis
lietuvių: Jordanas
latviešu: Jordāna
македонски: Јордан (река)
Bahasa Melayu: Sungai Jordan
Nederlands: Jordaan (rivier)
norsk nynorsk: Jordanelva
occitan: Jordan
Ирон: Иордан
ਪੰਜਾਬੀ: ਜਾਰਡਨ ਦਰਿਆ
پنجابی: دریاۓ اردن
português: Rio Jordão
Runa Simi: Urdun mayu
română: Râul Iordan
русский: Иордан
संस्कृतम्: जार्डन्-नदी
саха тыла: Иордаан
sardu: Giordanu
sicilianu: Ciumi Giurdanu
srpskohrvatski / српскохрватски: Jordan (rijeka)
Simple English: Jordan River
slovenčina: Jordán
slovenščina: Jordan
српски / srpski: Јордан (река)
svenska: Jordan
Kiswahili: Yordani (mto)
Türkçe: Şeria Nehri
українська: Йордан (річка)
oʻzbekcha/ўзбекча: Iordan (daryo)
Tiếng Việt: Sông Jordan
Winaray: Salog Jordan
მარგალური: იორდანე
ייִדיש: ירדן טייך
中文: 约旦河
粵語: 約旦河