Havandra

Wiki letter w.svg  Ity pejy ity dia pejy manirery ary tokony asiana rohy manketo ny pejy hafa. (Martsa 2010)

Asio rohy manketo ny lahatsoratra hafa misy fifandraisana amin'ny lazain' ity lahatsoratra ity.

havandra be
fiavian'ny havandra

Ny havandra dia karazana rotsak'orana miforona any anaty orambe rehefa mando ny rivotra ary rehefa mitsoka mafy ny rivotra miakatra (courants ascendants). Kanety ny endrika alainy, ary mety ho 5 milimetatra ka hatramin'ny 10 santimetatra ny savaivon'ilay « kanety ». Ny kaody METARn'ny havandra dia GR (grêle).

Fiaviana

Ny havandra dia miforona ao anaty rivotra mafana sy mando, ary mitsingilahila eo ambonin'ny hafanana ivainganana. Ny rivotra voaainga dia lasa ampoka satria ny hafanan 'ilay etona dia midina rehefa miakatra eny ambony araka ny lalàn'ny Entona tonga lafatra. Ny rano ambiny dia mamorona ilay rahona ary avy eo mamorona ny orana. Mihitatra hatrany arakaraky ny herin-drivotra miakatra ny hangezan'ny havandra, ary mivaingana avy hatrany izy ireo. Mba hampivaingana ilay ranomandry dia tsy maintsy ao ambanin'ny hafanana ivainganana ny maripanan'ny tete-drano ary tsy maintsy mifandray amina vaonina invainginana. Raha tsy mahita io vaonina ivainginana io izy dia mijanona ho ranoka ary mijanona toy io foana raha mahery ny -39°C ny maripana, io zavatra io dia afahany mihakatra any an-tapon-drahona.

Rehefa mivaingana any ambonin'ny trôpôsfera (eo ambonin'ny soson-drivotran'ny tany) manan-kafanana latsaky ny -10°C ny tete-drano, dia lasa vaonina ivainginana izy. Amin'ilay tsindrin'ny entona fiampohan'ny ranomandry latsaky ny an'ny rano ao ambanin'ny 0°C, ny enton-drano ao anatin'ilay rivotra miakatra izany dia mora midanizina kokoa eo amin'ny vaonina ranomandry noho ny eo amin'ny rano. Ny havandra izany dia miitatra haingankaingana kokoa noho ny tete-drano ao anaty soson-drivotra mando tahaka ny rahon' orambe.

Other Languages
Afrikaans: Hael
العربية: برد (هطول)
asturianu: Xarazu
Aymar aru: Chhijchhi
azərbaycanca: Dolu (yağıntı)
žemaitėška: Kroša
беларуская: Град
беларуская (тарашкевіца)‎: Град
български: Градушка
bosanski: Grad (padavina)
català: Calamarsa
Cymraeg: Cesair
Deutsch: Hagel
Zazaki: Torge
Ελληνικά: Χαλάζι
English: Hail
Esperanto: Hajlo
español: Granizo
eesti: Rahe
euskara: Txingor
فارسی: تگرگ
suomi: Rae
français: Grêle
galego: Sarabia
Avañe'ẽ: Amandáu
客家語/Hak-kâ-ngî:
עברית: ברד
hrvatski: Tuča
magyar: Jégeső
Հայերեն: Կարկուտ
Bahasa Indonesia: Hujan es
Ido: Grelo
íslenska: Haglél
italiano: Grandine
ᐃᓄᒃᑎᑐᑦ/inuktitut: ᓇᑕᖅᑯᕐᓇᐃᑦ/nataqqurnait
日本語:
ქართული: სეტყვა
ಕನ್ನಡ: ಆಲಿಕಲ್ಲು
한국어: 우박
kurdî: Zîpik
Кыргызча: Мөндүр
Latina: Grando
Lingua Franca Nova: Graniza
lumbaart: Tempesta
lietuvių: Kruša
latviešu: Krusa
олык марий: Шолем
മലയാളം: ആലിപ്പഴം
मराठी: गार
Bahasa Melayu: Hujan batu
မြန်မာဘာသာ: မိုးသီး
Nāhuatl: Texihuitl
नेपाली: असिना
Nederlands: Hagel (neerslag)
norsk nynorsk: Hagl
norsk: Hagl
occitan: Granissa
polski: Grad
português: Granizo
Runa Simi: Chikchi
română: Grindină
русский: Град
саха тыла: Тобурах
sicilianu: Gragnola
Scots: Hail
srpskohrvatski / српскохрватски: Grad (padavina)
Simple English: Hail
slovenčina: Krúpa (ľadovec)
slovenščina: Toča
chiShona: Chivhuramabwe
shqip: Breshëri
српски / srpski: Град (падавина)
svenska: Hagel
Kiswahili: Mvua ya mawe
తెలుగు: వడగళ్ళు
тоҷикӣ: Жола
Tagalog: Hail
Türkçe: Dolu
українська: Град
oʻzbekcha/ўзбекча: Doʻl
vepsän kel’: Ragiž
Tiếng Việt: Mưa đá
walon: Gurzea
吴语:
მარგალური: კირცხი (ტაროსი)
中文: 冰雹
文言:
Bân-lâm-gú: Pha̍uh
粵語: