Fiteny frantsay

Frantsay
Français

Isan'ny mpiteny83 tapitrisa (L1); mahery ny 220 tapitrisa (L2)
FaritanyFlag of France.svg Frantsa, Flag of Canada.svg Kanada, Afrika miteny frantsay
SataTeny ofisialin'ny FM, ary fikambanana Afrikanina maro


Fiteny frantsay
- Manga maizina: Tenin-dreny;
- Manga : Teny ny fandraharahana ;
- Manga mazava : teny koltoraly ;
- Maitso : mpiteny frantsay hafa.

Ny fiteny frantsay dia fiteny ao amin'ny vondron'ny fiteny rômana, vondrona isian'ny fiteny rehetra avy amin'ny fiteny latina taloha (espaniola, italianina, sns.) tenenina any Frantsa (na dia any ampitandranomasina aza), tany niaviany, any Belzika (any Valônia ary any Bruxelles), any Monaco, any Kanada (Québec, Ontario, Nouveau-Brunswick) ary any Soisa rômanda (anisan'ny teny ofisialin'i Soisa ny fiteny frantsay). Ahitana mpiteny frantsay koa any Etazonia (ao Louisiane indrindra indrindra), any Haïti, any Seisela, any amin'ny Nosy Maorisy, any Vanuatu ary any Italia (Val d'Aoste). Betsaka koa ireo mpiteny frantsay avy any Afrika, indrindra indrindra ao amin'ny zanatany frantsay taloha (Afrika Andrefana Frantsay, Afrika Ara-pehibe Frantsay, Madagasikara).

Ny fiteny frantsay dia fiteny faharoa na fahatelo be mpiteny indrindra manerana izao tontolo izao, ohatra ny any amin'ny Repoblika Demokratikan'i Kongo, firenena be mponina indrindra manerana ny frankôfônia ary anisan'ireo firenena 29 mampiasa ny teny frantsay ho teny ofisialy irery na ofisialy miaraka, ny ankamaroan'ny firenena ao Afrika Andrefana. Ireo firenena ankehitriny mampiasa ny fiteny frantsay ireo dia zanatany frantsay ary beljianina taloha. Vitsy ihany ireo olona nibe tamin'ny fiteny frantsay any Afrika, indrindra any Côte d'Ivoire na any Gabon ; ireo olona ireo dia matetika mipetraka eny ambonivohitra.

Any Frantsa, ny fiteny frantsay dia anisan'ny marika ny maha-frantsay : teny frantasy no teny ofisialin'ny Repoblika frantsay (andininy faharoan'ny lalampanorenan'ny 1958). Fitaovana iparitahan'ny kolontsaina frantsay manerana izao tontolo izao koa io fiteny io. Manana fikambanana manan-tanjona mampana-boambolana frantsay koa ny fiteny frantsay, tamin'ny didi-panjakan'ny 3 Jolay 1997 mahakasika ny fampanana-boambolana ny fiteny frantsay.

Ny isan'ny mpiteny frantsay manerana izao tontolo izao dia 220 tapitrisa eo ho eo, 72 tapitrisa amin'ireo no mahaihay miteny frantsay (fanakaikezaana nataon'ny Fikambanana Iraisam-pirenena ny Frankôfônia : 2010), teny fahaenina be mpiteny indrindra ny fiteny frantsay. Anisan'ny teny ofisiany enina an'ny Firenena mikambana (miaraka amin'ny fiteny anglisy) ary teny ofisialy na teny fiasan'ny fikambanana iraisam-pirenena na fikambanam-pirenena. Noho izy teny ofisialin'i Frantsa, firenena mpikamban'ny Vondrona Eoropeana, teny ofisialin'ny Vondrona Eoropeana koa ny fiteny frantsay.

Talohan'ny Ady lehibe voalohany, teny fiasan'ny fianankaviana manjaka any Eoropa ny fiteny frantsay ; ary fiteny ampiasain'ny diplômata rehefa mihaona.

Tantara

Other Languages
адыгабзэ: Францыбзэ
Afrikaans: Frans
አማርኛ: ፈረንሳይኛ
aragonés: Idioma francés
Ænglisc: Frencisc sprǣc
العربية: لغة فرنسية
asturianu: Francés
Aymar aru: Phransiya aru
azərbaycanca: Fransız dili
تۆرکجه: فرانسه دیلی
башҡортса: Француз теле
Boarisch: Franzesisch
žemaitėška: Prancūzu kalba
Bikol Central: Tataramon na Pranses
беларуская: Французская мова
беларуская (тарашкевіца)‎: Француская мова
български: Френски език
Bahasa Banjar: Bahasa Parancis
bamanankan: Faransekan
বিষ্ণুপ্রিয়া মণিপুরী: পর্তুগীজ ঠার
brezhoneg: Galleg
bosanski: Francuski jezik
català: Francès
Mìng-dĕ̤ng-ngṳ̄: Huák-ngṳ̄
Cebuano: Prinanses
Nēhiyawēwin / ᓀᐦᐃᔭᐍᐏᐣ: ᐱᔥᑎᑯᔮᐤ ᐊᔨᒧᐎᓐ
qırımtatarca: Frenk tili
čeština: Francouzština
kaszëbsczi: Francësczi jãzëk
словѣньскъ / ⰔⰎⰑⰂⰡⰐⰠⰔⰍⰟ: Франкїискъ ѩꙁꙑкъ
Чӑвашла: Франс чĕлхи
Cymraeg: Ffrangeg
Zazaki: Fransızki
dolnoserbski: Francojska rěc
ދިވެހިބަސް: ފަރަންސޭސި
eʋegbe: Fransegbe
Ελληνικά: Γαλλική γλώσσα
emiliàn e rumagnòl: Francés
Esperanto: Franca lingvo
español: Idioma francés
euskara: Frantses
estremeñu: Luenga francesa
Fulfulde: Faransinkoore
føroyskt: Franskt mál
français: Français
Nordfriisk: Fransöösk
Frysk: Frânsk
Gaeilge: An Fhraincis
贛語: 法語
Gàidhlig: Fraingis
Avañe'ẽ: Hyãsiañe'ẽ
Gaelg: Frangish
客家語/Hak-kâ-ngî: Fap-ngî
עברית: צרפתית
Fiji Hindi: French bhasa
hrvatski: Francuski jezik
hornjoserbsce: Francošćina
Kreyòl ayisyen: Lang franse
Հայերեն: Ֆրանսերեն
interlingua: Lingua francese
Bahasa Indonesia: Bahasa Perancis
ГӀалгӀай: Ференгий мотт
íslenska: Franska
italiano: Lingua francese
ᐃᓄᒃᑎᑐᑦ/inuktitut: ᐅᐃᒍᐃᕐᒥᐅᖅ
日本語: フランス語
Patois: French
la .lojban.: fasybau
Basa Jawa: Basa Prancis
ქართული: ფრანგული ენა
Qaraqalpaqsha: Frantsuz tili
Taqbaylit: Tafrensist
Адыгэбзэ: Фрэнджыбзэ
Kongo: Kifalanse
қазақша: Француз тілі
kalaallisut: Franskisut
ភាសាខ្មែរ: ភាសាបារាំង
한국어: 프랑스어
Перем Коми: Франсуз кыв
къарачай-малкъар: Француз тил
kernowek: Frenkek
Кыргызча: Француз тили
Lëtzebuergesch: Franséisch
Lingua Franca Nova: Franses
Limburgs: Frans
lumbaart: Lengua francesa
lingála: Falansé
لۊری شومالی: زون فرانسه یی
lietuvių: Prancūzų kalba
latviešu: Franču valoda
олык марий: Француз йылме
Māori: Reo Wīwī
македонски: Француски јазик
монгол: Франц хэл
Bahasa Melayu: Bahasa Perancis
မြန်မာဘာသာ: ပြင်သစ်ဘာသာစကား
مازِرونی: فرانسوی زوون
Dorerin Naoero: Dorerin Prant
Napulitano: Lengua franzese
Plattdüütsch: Franzöösche Spraak
Nedersaksies: Fransk
नेपाल भाषा: फ्रेञ्च भाषा
Nederlands: Frans
norsk nynorsk: Fransk
norsk: Fransk
Novial: Fransum
Nouormand: Fraunceis
Sesotho sa Leboa: Sefora
Diné bizaad: Dáághahii bizaad
occitan: Francés
Livvinkarjala: Frantsien kieli
Pangasinan: Salitan Français
Kapampangan: Amanung Pranses
Papiamentu: Frances
Picard: Frinsé
Norfuk / Pitkern: French
Piemontèis: Lenga fransèisa
português: Língua francesa
Runa Simi: Ransis simi
rumantsch: Lingua franzosa
română: Limba franceză
tarandíne: Lènga frangese
русиньскый: Французькый язык
Kinyarwanda: Igifaransa
संस्कृतम्: फ्रेञ्चभाषा
саха тыла: Француз тыла
sicilianu: Lingua francisa
davvisámegiella: Fránskkagiella
srpskohrvatski / српскохрватски: Francuski jezik
Simple English: French language
slovenčina: Francúzština
slovenščina: Francoščina
Gagana Samoa: Fa'afarani
Soomaaliga: Af-Faransiis
српски / srpski: Француски језик
SiSwati: SíFulentji
Sesotho: Sefora
Basa Sunda: Basa Perancis
svenska: Franska
Kiswahili: Kifaransa
ślůnski: Francusko godka
Türkmençe: Fransuz dili
Setswana: Sefora
Tok Pisin: Tok Frens
Türkçe: Fransızca
татарча/tatarça: Француз теле
reo tahiti: Reo farāni
удмурт: Француз кыл
ئۇيغۇرچە / Uyghurche: ڧرانسۇز تىلى
українська: Французька мова
oʻzbekcha/ўзбекча: Fransuz tili
vepsän kel’: Francijan kel'
Tiếng Việt: Tiếng Pháp
West-Vlams: Frans
Volapük: Fransänapük
Winaray: Frinanses
Wolof: Wu-faraas
吴语: 法文
მარგალური: ფრანგული ნინა
ייִדיש: פראנצויזיש
Yorùbá: Èdè Faransé
Vahcuengh: Vah Fazgoz
Zeêuws: Frans
中文: 法语
文言: 法蘭西語
Bân-lâm-gú: Hoat-gí
粵語: 法文
isiZulu: IsiFulentshi