Fiteny anglisy |
Anglisy English | |
Isan'ny mpiteny | mahery ny 380 tapitrisa ho teny nibeazana, 1 miliara raha teny nianarana |
Faritany | Kaontinenta dimy |
Sata | Teny ofisialin'ny Firenena Mitambatra ary Fikambanana iraisam-pirenena maro hafa |
Ny teny Fiteny anglisy (English [/ˈɪŋɡlɪʃ/]) dia teny Jermanika avy any Angletera.Io no tenim-pirenena nahaben'ny mponina anatin'ny
Isan'ny fiteny teny tena be mpiteny indrindra eto an-tany ny teny anglisy, ao arinan'ny teny
Ny fiteny anglisy dia fiteny voasokajy ao amin'ny fiteny jermanika andrefana, any Eoropa. Ny teny anglisy dia avy amin'ny tenin'ny foko jermanika tonga nipetraka ao Britania (Ilay nosin'i Britania) ary voaanjadin'ny fitenin'ny mpanjanatany avy any Skandinavia, avy any Normandia ary avy any