Espaina
English: Spain

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Reino de España ((es))
((es))
Fanjakan'i Espaina ((mg))
Saina ny EspainaFaneva ny Espaina
(Antsipirihany)(Antsipirihany)
Teny filamatra : Plus Ultra
EU location ESP.png
Teny ofisialyEspaniola
RenivohitraMadrid
40°26′N 3°42′W / 40°26′N 3°42′W / 40.433; -3.700
Tanàna ngeza indrindraMadrid
Fitondrana sy governemanta
 - mpanjaka
 - filoha ny Governemanta espaniola
Fanjakana
Juan Carlos I
José Luis Rodríguez Zapatero
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 51
504 782 km²
1,04%
Isam-ponina
 - Tontaliny (2008)
 - hakitroka
faha 29
46.157.822 mpo.
89,38 mpo./km²

Anaran'ny mponinaEspaniola
IDH (2005)(mitombo) 0,949 (ambony) 13
Sandam-bolaEuro (EUR)
Faritr'oraUTC +1: (CET);
 ; UTC+2: (CEST)
Hiram-pirenenaMarcha Real
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+34

I Espaina dia firenena eoropeana ao amin'ny saikanosy Iberika, ao atsimon'i Eoropa. Ny renivohiny dia i Madrid, ary ireo firenena manodidina azy dia i Frantsa ary Andôra any avaratra ary Pôrtogaly any andrefana.

I Espaina no firenena lehibe indrindra ary be mponina indrindra ao amin'ny saikanosy Iberika. Tamin'ny taona 2009, 46 tapitrisa mponina no isam-poniny izany hoe firenena faha-29 be mponina indrindra eo anivon'izao tontolo izao, hery mpanjanaka faharoa antitra indrindra aorian'i Pôrtogaly. Ary ny ny fiteniny, noho izy hery mpanjanaka taloha, dia anisan'ny fiteny be mpiteny indrindra eto an-tany.

Tantara

Ny Ibera no mponina tao Espaina tamin'ny taonarivo faha-2 tal. J.K. Ary tamin’ny taonjato faha-5, dia tonga ny Seltibera, mponina indô-eoropeanina izay nipetraka tao Espaina hatramin'ny taonjato voalohany taor. J.K. Mipetraka teo amin'ny morontsiraka mediteraneanina ireo mponina fenisianina, grika ary kartajinianina nanomboka tamin'ny taonjato fahasivy tal. J.K.

Nanomboka tamin'ny taonjato faha-2 tal. J.K., nanjaka tao Espaina ny Romana avy any Italia ary nentiny tao ny fiteniny sy ny fombany ary ny lalàny. Ho faritany romana io toerana io mandritry ny 700 taona.

Taorian'ny faharesen'ny Romana tamin'ny taonjato faha-5 dia nonina tao amin'ny saikanosy Iberika ireo mponina jermanika: Soeva, Vandalo ary Visigoty. Nifindra tany Afrika Avaratra ny Vandalo tamin’ny taonjato faha-3. Ny Visigoty no tena nanjaka tao Espaina hatramin'ny fahatongavan'ny mponina miozolmana tamin'ny taonjato faha-7.

Nanomboka tamin'ny taonjato faha-7 (fanjavonan'ny Visigoty) hatramin'ny taonjato faha-16, nanjaka tao Espaina ny mponina miozolmana (Maoro, Mozarabo), teo afovoany ary tany atsimon'i Espaina indrindra indrindra.

Tamin'ny taona 756, nahaleotena i Espaina miozolmana, nandritry ny andro nanjakan'ny Omeiadin’i Cordoba. Nivadika ho kalifata i Espaina miozolmana. Nihakely ny fahefan’ilay kalifata lehibe tamin'ny taonjato faha-11, ka voazarazara fanjakana (taifa) madinika miisa dimy amby roapolo. Nohararaotin'ireo fanjakana espaniola io fizarazarana io ary io no nahafahan'ny Espaniola nanomboka ary namarana ny Reconquista, tapitra tamin'ny taona 1492; tamin'io taona io ihany no nahitana ny kaontinanta amerikana. Tapitra tamin'ny taona 1512 ny fanaovana an'i Espaina ho fanjakana iray, ary tamin'io fotoana io dia nandefasana miaramila (Conquistador) maro dia maro tany Amerika handresena ireo fanjakana teratany (Azteka, Inka) ary hanorenana zanatany lehibe (Espaina Vaovao, Kastila Vaovao, Granada Vaovao).

Jeografia

I Espaina dia firenena manana morontsiraka eo amin'ny Ranomasina Mediteranea ary eo amin'ny Ranomasimbe Atlantika. Ao atsimon'i Eoropa no misy azy, ao amin'ny saikanosy Iberika. Mizara sisintany amin'i Pôrtogaly, Frantsa, Andôra; Fanjakana Mitambatra ary Marôka i Espaina. Ireo tany espaniola any ivelan'i Espaina dia i Ceuta sy i Melilla.

Mponina

Politika

Other Languages
Аҧсшәа: Испаниа
Acèh: Seupanyo
адыгабзэ: Испание
Afrikaans: Spanje
Akan: Spain
Alemannisch: Spanien
አማርኛ: እስፓንያ
aragonés: Espanya
Ænglisc: Spēonland
العربية: إسبانيا
ܐܪܡܝܐ: ܐܣܦܢܝܐ
مصرى: اسبانيا
asturianu: España
авар: Испан
Aymar aru: Ispaña
azərbaycanca: İspaniya
تۆرکجه: ایسپانیا
башҡортса: Испания
Bali: Spanyol
Boarisch: Spanien
žemaitėška: Ispanėjė
Bikol Central: Espanya
беларуская: Іспанія
беларуская (тарашкевіца)‎: Гішпанія
български: Испания
भोजपुरी: स्पेन
Bislama: Spain
বাংলা: স্পেন
བོད་ཡིག: ཞི་པན་ཡ།
বিষ্ণুপ্রিয়া মণিপুরী: স্পেন
brezhoneg: Spagn
bosanski: Španija
буряад: Испани
català: Espanya
Chavacano de Zamboanga: España
Mìng-dĕ̤ng-ngṳ̄: Să̤-băng-ngà
нохчийн: Испани
Cebuano: Espanya
Chamoru: España
Tsetsêhestâhese: Spain
کوردی: ئیسپانیا
corsu: Spagna
qırımtatarca: İspaniya
čeština: Španělsko
kaszëbsczi: Szpańskô
словѣньскъ / ⰔⰎⰑⰂⰡⰐⰠⰔⰍⰟ: Їспанїꙗ
Чӑвашла: Испани
Cymraeg: Sbaen
dansk: Spanien
Deutsch: Spanien
Zazaki: İspanya
dolnoserbski: Špańska
डोटेली: स्पेन
ދިވެހިބަސް: އިސްޕެއިން
ཇོང་ཁ: སིཔཱེན་
eʋegbe: Spain
Ελληνικά: Ισπανία
emiliàn e rumagnòl: Spaggna
English: Spain
Esperanto: Hispanio
español: España
eesti: Hispaania
euskara: Espainia
estremeñu: España
فارسی: اسپانیا
Fulfulde: Hispaanya
suomi: Espanja
Võro: Hispaania
føroyskt: Spania
français: Espagne
arpetan: Èspagne
Nordfriisk: Spaanien
furlan: Spagne
Frysk: Spanje
Gaeilge: An Spáinn
Gagauz: İspaniya
贛語: 西班牙
kriyòl gwiyannen: Lèspangn
Gàidhlig: An Spàinn
galego: España
گیلکی: ائسپانيا
Avañe'ẽ: Epáña
गोंयची कोंकणी / Gõychi Konknni: स्पेन
𐌲𐌿𐍄𐌹𐍃𐌺: 𐌷𐌴𐌹𐍃𐍀𐌰𐌽𐌾𐌰
ગુજરાતી: સ્પેન
Hausa: Hispania
客家語/Hak-kâ-ngî: Sî-pân-ngà
Hawaiʻi: Sepania
עברית: ספרד
हिन्दी: स्पेन
Fiji Hindi: Spain
hrvatski: Španjolska
hornjoserbsce: Španiska
Kreyòl ayisyen: Espay
հայերեն: Իսպանիա
Արեւմտահայերէն: Սպանիա
interlingua: Espania
Bahasa Indonesia: Spanyol
Interlingue: Hispania
Igbo: Spain
Iñupiak: Spaña
Ilokano: Espania
ГӀалгӀай: ХIиспани
íslenska: Spánn
italiano: Spagna
ᐃᓄᒃᑎᑐᑦ/inuktitut: ᓯᐸᐃᓐ
日本語: スペイン
Patois: Spien
la .lojban.: sangu'e
Jawa: Spanya
ქართული: ესპანეთი
Qaraqalpaqsha: İspaniya
Taqbaylit: Spenyul
Адыгэбзэ: Эспаниэ
Kabɩyɛ: Ɛsɩpaañɩ
Kongo: Espania
қазақша: Испания
kalaallisut: Spania
ភាសាខ្មែរ: អេស្ប៉ាញ
ಕನ್ನಡ: ಸ್ಪೇನ್
한국어: 스페인
Перем Коми: Эспання
къарачай-малкъар: Испания
kurdî: Spanya
коми: Испания
kernowek: Spayn
Кыргызча: Испания
Latina: Hispania
Ladino: Espanya
Lëtzebuergesch: Spuenien
лезги: Испания
Lingua Franca Nova: Espania
Limburgs: Spanje
Ligure: Spagna
lumbaart: Spagna
lingála: Espania
لۊری شومالی: اْسپانیا
lietuvių: Ispanija
latgaļu: Spaneja
latviešu: Spānija
मैथिली: स्पेन
мокшень: Испания
олык марий: Испаний
Māori: Pāniora
Minangkabau: Spanyol
македонски: Шпанија
മലയാളം: സ്പെയിൻ
монгол: Испани
मराठी: स्पेन
Bahasa Melayu: Sepanyol
Malti: Spanja
Mirandés: Spanha
မြန်မာဘာသာ: စပိန်နိုင်ငံ
مازِرونی: ایسپانیا
Dorerin Naoero: Pain
Nāhuatl: Caxtillan
Napulitano: Spagna
Plattdüütsch: Spanien
Nedersaksies: Spanje
नेपाली: स्पेन
नेपाल भाषा: स्पेन
Nederlands: Spanje
norsk nynorsk: Spania
norsk: Spania
Novial: Spania
Nouormand: Espangne
Sesotho sa Leboa: Spain
occitan: Espanha
Livvinkarjala: Ispuanii
Oromoo: Ispeen
ଓଡ଼ିଆ: ସ୍ପେନ
Ирон: Испани
ਪੰਜਾਬੀ: ਸਪੇਨ
Pangasinan: Espanya
Kapampangan: Espanya
Papiamentu: Spaña
Picard: Espanne
Deitsch: Schpaani
Pälzisch: Spanien
पालि: स्पेन
Norfuk / Pitkern: Spain
polski: Hiszpania
Piemontèis: Spagna
پنجابی: سپین
Ποντιακά: Ισπανία
پښتو: اسپانیا
português: Espanha
Runa Simi: Ispaña
rumantsch: Spagna
romani čhib: Spaniya
Kirundi: Esipanye
română: Spania
armãneashti: Ispania
tarandíne: Spagne
русский: Испания
русиньскый: Іспанія
Kinyarwanda: Esipanye
संस्कृतम्: स्पेन्
саха тыла: Испания
ᱥᱟᱱᱛᱟᱲᱤ: ᱮᱥᱯᱮᱱ
sardu: Ispagna
sicilianu: Spagna
Scots: Spain
سنڌي: اسپين
davvisámegiella: Spánia
Sängö: Espânye
srpskohrvatski / српскохрватски: Španija
සිංහල: ස්පාඤ්ඤය
Simple English: Spain
slovenčina: Španielsko
slovenščina: Španija
Gagana Samoa: Sepa­nia
chiShona: Spain
Soomaaliga: Isbania
shqip: Spanja
српски / srpski: Шпанија
Sranantongo: Spanyorokondre
SiSwati: Sipeyini
Sesotho: Spain
Seeltersk: Spanien
Sunda: Spanyol
svenska: Spanien
Kiswahili: Hispania
ślůnski: Szpańijo
Sakizaya: Spain
తెలుగు: స్పెయిన్
tetun: España
тоҷикӣ: Испания
ትግርኛ: ስፔን
Türkmençe: Ispaniýa
Tagalog: Espanya
lea faka-Tonga: Sepeni
Tok Pisin: Spen
Türkçe: İspanya
Xitsonga: Spaniya
татарча/tatarça: Испания
chiTumbuka: Spain
Twi: Spain
reo tahiti: Paniora
удмурт: Испания
ئۇيغۇرچە / Uyghurche: ئىسپانىيە
українська: Іспанія
اردو: ہسپانیہ
oʻzbekcha/ўзбекча: Ispaniya
Tshivenda: Spain
vèneto: Spagna
vepsän kel’: Ispanii
Tiếng Việt: Tây Ban Nha
West-Vlams: Spanje
Volapük: Spanyän
walon: Espagne
Winaray: Espanya
Wolof: Ispaañ
吴语: 西班牙
isiXhosa: ISpain
მარგალური: ესპანეთი
ייִדיש: שפאניע
Yorùbá: Spéìn
Vahcuengh: Sihbanhyaz
Zeêuws: Spanje
中文: 西班牙
文言: 西班牙
Bân-lâm-gú: Se-pan-gâ
粵語: 西班牙
isiZulu: ISpeyini