Epistily faharoa nosoratan'i Jaona

Ny Epistily faharoa nosoratan'i Jaona na Jaona faharoa dia boky ao amin'ny Baiboly ao amin'ny Testamenta Vaovao izay isan'ireo atao hoe epistily. Atao hoe Epistily Katolika io epistily io noho izy tsy natokana ho ana fiangonana iray fa ho an'ny fiangonana sy ny olona rehetra. Tokony ho teo anelanelan'ny taona 90 sy 110 no nanoratana azy.

Ny anaran'ny boky

Δεύτερη Επιστολή Ιωάννη / Deuterê Epistolê Iôannê no anaran'io epistily io amin'ny teny grika fa Epistula II Ioannis kosa amin'ny teny latina.

Other Languages
Afrikaans: 2 Johannes
беларуская: Другі ліст Яна
беларуская (тарашкевіца)‎: Другое пасланьне Яна Багаслова
Mìng-dĕ̤ng-ngṳ̄: Iók-hâng Nê Cṳ̆
गोंयची कोंकणी / Gõychi Konknni: जुांवाचें दुस्रें पत्र
客家語/Hak-kâ-ngî: Yok-hon-ngi-sû
Bahasa Indonesia: Surat Yohanes yang Kedua
Basa Jawa: II Yohanes
polski: 2. List Jana
srpskohrvatski / српскохрватски: Druga Ivanova poslanica
Simple English: Second Epistle of John
slovenčina: Druhý Jánov list
chiShona: 2 Johane
中文: 約翰二書
Bân-lâm-gú: Iok-hān Jī-su
粵語: 約翰二書
isiZulu: 2 Johane