Diplaomasia

Ger van Elk, Symmetry of Diplomacy, 1975, Groninger Museum.

Ny fifampiraharahana iraisam-pirenena na diplaomasia dia ny fampiasana ny fahaizana mandanjalanja mba hahazo tombony stratejika, na ny mahita vahaolana azo ifanekena amina olana iray. Anisan'ny fitaovana diplaomatika ny fomba andaharana ny fanambarana mba tsy ifandirana, na amin'ny fomba mahalala fomba. Ny fifampiraharahana iraisam-pirenena dia ny lahateny eo amin'ny firenena roa na mihoatra amin'ny loham-panjakana. Indraindray, momba ny varotra na ny raharaham-barotra ireo lahateny ireo, ary indraindray momba ny ady sy ny fiadanana izy ireo. Mitranga ny fifampiraharahana iraisam-pirenena, rehefa firenena roa na mihoatra no miady.

Ny diplaomaty dia olona izay nirahina avy any an-toerana, mba hihaona sy hiresaka amin'ny diplaomaty avy amin'ny firenena vahiny. Karazana diplaolaty manan-danja iray dia antsoina hoe iraka. mipetraka any amin'ny firenena hafa ny iraka, ka dia mahazo mivory amin'ny governemantan'izany firenena izany izy.

  • jereo koa

Jereo koa

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Other Languages
Afrikaans: Diplomasie
Alemannisch: Diplomatie
aragonés: Diplomacia
العربية: دبلوماسية
asturianu: Diplomacia
azərbaycanca: Diplomatiya
تۆرکجه: دیپلوماسی
башҡортса: Дипломатия
žemaitėška: Dipluomatėjė
беларуская: Дыпламатыя
беларуская (тарашкевіца)‎: Дыпляматыя
български: Дипломация
বাংলা: কূটনীতি
བོད་ཡིག: ཕྱི་འབྲིལ།
brezhoneg: Diplomatiezh
bosanski: Diplomatija
буряад: Дипломати
català: Diplomàcia
کوردی: دیپلۆماسی
čeština: Diplomacie
dansk: Diplomati
Deutsch: Diplomatie
English: Diplomacy
Esperanto: Diplomatio
español: Diplomacia
euskara: Diplomazia
فارسی: دیپلماسی
suomi: Diplomatia
français: Diplomatie
furlan: Diplomazie
Frysk: Diplomasy
galego: Diplomacia
客家語/Hak-kâ-ngî: Ngoi-kâu
עברית: דיפלומטיה
हिन्दी: राजनय
Fiji Hindi: Kutniti
hrvatski: Diplomacija
magyar: Diplomácia
Bahasa Indonesia: Diplomasi
Ilokano: Diplomasia
italiano: Diplomazia
日本語: 外交
Patois: Dipluumasi
ქართული: დიპლომატია
қазақша: Дипломатия
한국어: 외교
къарачай-малкъар: Дипломатия
Кыргызча: Дипломатия
Latina: Diplomatia
Limburgs: Diplomatie
lietuvių: Diplomatija
latviešu: Diplomātija
македонски: Дипломатија
മലയാളം: നയതന്ത്രം
Bahasa Melayu: Diplomasi
Mirandés: Diplomacie
Napulitano: Dipromazzia
नेपाली: कूटनीति
नेपाल भाषा: कूटनीति
Nederlands: Diplomatie
norsk nynorsk: Diplomati
norsk: Diplomati
occitan: Diplomacia
Oromoo: Dippilomaasi
ਪੰਜਾਬੀ: ਕੂਟਨੀਤੀ
polski: Dyplomacja
Piemontèis: Diplomassìa
پنجابی: ڈپلومیسی
português: Diplomacia
română: Diplomație
русский: Дипломатия
русиньскый: Діпломація
саха тыла: Дипломатия
sicilianu: Diprumazzìa
Scots: Diplomacy
srpskohrvatski / српскохрватски: Diplomacija
Simple English: Diplomacy
slovenčina: Diplomacia
slovenščina: Diplomacija
shqip: Diplomacia
српски / srpski: Diplomatija
svenska: Diplomati
Kiswahili: Diplomasia
тоҷикӣ: Дипломосӣ
Tagalog: Diplomasya
Türkçe: Diplomasi
татарча/tatarça: Дипломатия
українська: Дипломатія
oʻzbekcha/ўзбекча: Diplomatiya
Tiếng Việt: Ngoại giao
Winaray: Diplomasyá
хальмг: Диломатия
მარგალური: დიპლომატია
ייִדיש: דיפלאמאטיע
中文: 外交
Bân-lâm-gú: Goā-kau
粵語: 外交