Antartika

AntarcticaLocation.svg
Antarctique carte.png

Ny teny Antartika dia entina ilazana ny tendrotany atsimo sy ny manodidona azy.

Io anarana io koa dia anarana entin'ny kaontinanta misy an'ny tendrontany atsimo. Ny hitarintsika eto amin'ity lahatsoratra ity dia ilay tondro jeografika sy ny zava-drehetra mikasikan'ny Antarktika, hatrany amin'ny fiheverana ny fisiany (tamin'ny Andro Taloha) hatramin'izao fotoana izao.

Ny Antartika dia kaontinanta iray any atsimon'ny Tany manana velarantany 14 tapitrisa kilometatra efa-mira. Ny habeny dia mbola kely nohon'ny Azia, ny Afrika na ny Amerika ; ny Eoropa sy ny Oseania ihany no kely noho izy. 98 isan-jaton'ny velarantaniny dia ranomandry manana hatevina 1 600 metatra, izay no tsy hahafantarana ny endriky ny ambanitaniny, fantatra fotsiny ankehitriny fa misy tohim-bohitra (chaine de montagne) sy farihy ambanin-dranomandry ohatra ny farihy Gamburtsev.

Ny antarktika dia ilay kaontinanta mangatsiaka, maina ary be rivotra indrindra eto an-tany ; maina satria latsaky ny roanjato milimetatra ny latsak'orana eo amin'ny amorontsiraka (ary mbola latsak'izany ny latsak'orana any amin'ny faritra anaty).

Tsy manana mponina tera-tany ny Antartika ary ny mipetraka any amin'izao fotoana izao dia siantifika ny ankamaroany. Voninkazo mahazaka ny hatsiaka, ny aizaina ary ny hamaina ihany no miaina any miaraka amin'ny karazam-borona, trondro sy biby mampinono ihany no any.

Ny teny Antartika dia avy amin'ny fiteny grika ἀνταρκτικός (antartikós), midika "mitohina amin'i Arktika". Tamin'ny 1820 ilay kaontinanta no hita voalohany ary ny tafoky rosy entin'i Mikhaïl Lazarev sy i Fabian Gottlieb von Bellingshausen no nahita azy. Fa tsy dia nahaliana olona firy ilay kaontinanta noho ny tsi-fisian'ny harena an-kibon'ny tany, ny tontolo tsy afaka iainana ary ny fitokanana jeografikany.

Araka ny fifanekena momban'i Antartika nosoniavin'ny firenena roa ambin'ny folo tamin'ny 1959 ary narahan'i fifaneken'i Madrid tamin'ny 1991, manana sata manokana ny Antartika : tsy azo anaovana hetsika militera any, ary tsy azo alaina ny harena ankibon'ny tany raha tsy karoka siantifika no tanjony.

Other Languages
Acèh: Antartika
Afrikaans: Antarktika
Alemannisch: Antarktika
አማርኛ: አንታርክቲካ
aragonés: Antarctida
Ænglisc: Antarctica
asturianu: Antártida
azərbaycanca: Antarktida
تۆرکجه: جنوبی قوطب
башҡортса: Антарктида
Boarisch: Antarktika
žemaitėška: Antarktėda
Bikol Central: Antartika
беларуская: Антарктыда
беларуская (тарашкевіца)‎: Антарктыда
български: Антарктида
भोजपुरी: अंटार्कटिका
Bislama: Antarktik
বিষ্ণুপ্রিয়া মণিপুরী: এন্টার্কটিকা
brezhoneg: Antarktika
bosanski: Antarktik
буряад: Антарктида
català: Antàrtida
Mìng-dĕ̤ng-ngṳ̄: Nàng-gĭk-ciŭ
нохчийн: Антарктида
Cebuano: Antarctica
ᏣᎳᎩ: ᏧᏁᏍᏓᎸ
corsu: Antartide
qırımtatarca: Antarktida
čeština: Antarktida
kaszëbsczi: Antarktida
словѣньскъ / ⰔⰎⰑⰂⰡⰐⰠⰔⰍⰟ: Антарктїка
Чӑвашла: Антарктида
Cymraeg: Yr Antarctig
dansk: Antarktis
Deutsch: Antarktika
Zazaki: Antarktika
dolnoserbski: Antarktika
Ελληνικά: Ανταρκτική
English: Antarctica
Esperanto: Antarkto
español: Antártida
eesti: Antarktis
euskara: Antartika
estremeñu: Antáltia
فارسی: جنوبگان
Võro: Antarktis
føroyskt: Antarktis
français: Antarctique
arpetan: Antartica
Nordfriisk: Antarktikaa
furlan: Antartic
Frysk: Antarktika
Gaeilge: Antartaice
贛語: 南極洲
Gàidhlig: Antargtaga
galego: Antártida
گیلکی: نسا تۊک
Avañe'ẽ: Antártida
गोंयची कोंकणी / Gõychi Konknni: अंटार्क्टिका
客家語/Hak-kâ-ngî: Nàm-khi̍t-chû
Hawaiʻi: ‘Ane‘ālika
Fiji Hindi: Antarctica
hrvatski: Antarktika
hornjoserbsce: Antarktika
Kreyòl ayisyen: Antatik (kontinan)
magyar: Antarktika
հայերեն: Անտարկտիդա
interlingua: Antarctica
Bahasa Indonesia: Antarktika
Interlingue: Antarctic
Ilokano: Antartika
ГӀалгӀай: Антарктида
italiano: Antartide
日本語: 南極大陸
Patois: Antaatika
la .lojban.: ziptu'a
Basa Jawa: Antartika
ქართული: ანტარქტიდა
Qaraqalpaqsha: Antarktika
Taqbaylit: Tantarktit
қазақша: Антарктида
ភាសាខ្មែរ: អង់តាកទិក
한국어: 남극
Перем Коми: Антарктида
къарачай-малкъар: Антарктида
Ripoarisch: Süüdpool
kurdî: Antarktîka
kernowek: Antarktika
Кыргызча: Антарктида
Latina: Antarctica
Ladino: Antartika
Lëtzebuergesch: Antarktis
Lingua Franca Nova: Antartica
Limburgs: Antarctica
Ligure: Antartego
lumbaart: Antartid
lietuvių: Antarktida
latviešu: Antarktīda
олык марий: Антарктиде
македонски: Антарктик
монгол: Антарктид
Bahasa Melayu: Antartika
Mirandés: Antártica
မြန်မာဘာသာ: အန္တာတိက
Nāhuatl: Antartida
Napulitano: Antartide
Plattdüütsch: Antarktika
नेपाल भाषा: एन्टार्टिका
Nederlands: Antarctica
norsk nynorsk: Antarktis
norsk: Antarktika
Novial: Antarktika
Nouormand: Antarctique
Sesotho sa Leboa: Antarctica
occitan: Antartida
Livvinkarjala: Antarktidu
ਪੰਜਾਬੀ: ਅੰਟਾਰਕਟਿਕਾ
Papiamentu: Antartica
Picard: Intarctike
Norfuk / Pitkern: Antartica
polski: Antarktyda
Piemontèis: Antàrtide
پنجابی: انٹارکٹکا
Ποντιακά: Ανταρκτικήν
português: Antártida
Runa Simi: Antartika
română: Antarctida
tarandíne: Antartide
русский: Антарктида
русиньскый: Антарктіда
Kinyarwanda: Antarigitika
संस्कृतम्: अण्टार्क्टिका
саха тыла: Антарктика
ᱥᱟᱱᱛᱟᱲᱤ: ᱟᱱᱴᱟᱨᱠᱚᱴᱤᱠᱟ
sardu: Antàrticu
sicilianu: Antàrtidi
davvisámegiella: Antárktis
srpskohrvatski / српскохрватски: Antarktik
Simple English: Antarctica
slovenčina: Antarktída
slovenščina: Antarktika
Gagana Samoa: Anetatika
chiShona: Antarctica
Soomaaliga: Antarktika
shqip: Antarktiku
српски / srpski: Антарктик
Seeltersk: Antarktikoa
Basa Sunda: Antartika
svenska: Antarktis
ślůnski: Antarktyda
tetun: Antártida
тоҷикӣ: Антарктида
Türkmençe: Antarktika
Tagalog: Antartiko
lea faka-Tonga: ʻAnetātika
Türkçe: Antarktika
Xitsonga: Antakthika
татарча/tatarça: Антарктида
ئۇيغۇرچە / Uyghurche: ئانتاركتىدا
українська: Антарктида
oʻzbekcha/ўзбекча: Antarktida
vèneto: Antartide
vepsän kel’: Antarktid
Tiếng Việt: Châu Nam Cực
West-Vlams: Antarctica
walon: Antartike
Winaray: Antartika
吴语: 南極洲
хальмг: Антарктик
მარგალური: ანტარქტიდა
ייִדיש: אנטארקטיקע
Yorùbá: Antárktìkà
Vahcuengh: Namzgigcouh
Zeêuws: Antartica
中文: 南极洲
文言: 南極洲
Bân-lâm-gú: Lâm-ke̍k Tāi-lio̍k
粵語: 南極洲
isiZulu: I-Antatika