Amosa

Ny mpaminany Amosa, sary rosiana tamin'ny taonjato faha-18.

I Amosa dia mpaminanin'i Israely voalaza ao amin'ny Baiboly, izay niasa tamin'ny andron'i Jeroboama II mpanjakan'i Israely sy tamin'iny andron'i Ozia mpanjakan'i Joda, izany hoe tamin'ny taona 750 tal. J.K. Talohan'ny naha mpaminany azy dia mpiandry ondry tao amin'ny tanàna kely atao hoe Tekoa, akaikin'i Jerosalema, ao amin'ny Fanjakan'i Joda tany atsimo izy, nefa naminany tany amin'ny Fanjakan'ni Israely tany avaratra. Nitsikera ny zavatra nataon'ireo mpanan-karena sy ireo mpihatsaravelatsihy ary ireo mpanompo sampy izy tamin'ny asa faminaniana nataony. Izy no ataon'ny lovantsofina jiosy ho nanoratra ny Bokin'i Amosa.

Other Languages
العربية: عاموس (نبي)
brezhoneg: Amos (profed)
català: Amós
čeština: Ámos
Esperanto: Amos (profeto)
español: Amós (profeta)
eesti: Aamos
فارسی: عاموس
suomi: Aamos
français: Amos (prophète)
Gaeilge: Ámós
galego: Amós
עברית: עמוס
Bahasa Indonesia: Amos
italiano: Amos (Bibbia)
lietuvių: Amosas
Nederlands: Amos (profeet)
norsk nynorsk: Amos
norsk: Amos
português: Amós
русский: Амос (пророк)
slovenčina: Amos (prorok)
slovenščina: Amos (prerok)
српски / srpski: Амос
svenska: Amos (profet)
Kiswahili: Amosi
தமிழ்: ஆமோஸ்
українська: Амос (пророк)
اردو: عاموس
中文: 阿摩司