Amerika

I Amerika dia anisan'ny kaontinenta dimy, ny ranomasina mamaritra azy dia ny ranomasimbe Pasifika any andrefany, ny ranomasimbe Atlantika any atsinanany, ny ranomasimbe Arktika any avarany ary ny ranomasimbe Atsimo any atsimony. Ny faritany tena misongadina dia i Amerika Avaratra ary Amerika Atsimo. Ireo faritany roa ireo dia voasaraky ny isman'i Panama.

Amin'ny lafiny ara-jeografia, ny velarantaniny dia 42 tapitrisa kilometatra toratroa ary ny isam-ponina dia 930 tapitrisa mponina teo ho eo araka ny fanakekezana natao tamin'ny taona 2009.

  • jeografia

Jeografia

I Amerika Avaratra avy amin'ny tampony avaratra hatramin'ny tampony atsimo dia mirefy 5 arivo sy iray alina kilometatra. Raha isaina avokoa ny velarantany manontolon'i Amerika avaratra ary ny velarantany manontolon'i Amerika Atsimo dia kaontinenta faharoa lehibe indrindra eto Tany i Amerika (velarantany manontolo : 42,44 tapitrisa km²). Avy amin'ny lafiny andrefana hatrany amin'ny lafiny atsinanana dia ahitana karazan-endri-paritra telo :

  • Ny amorontsiraka andrefana dia ahitana tendrombohitra avo (mahatakatra hatrany amin'ny 6 959 metatra ny tendrombohitra Aconcagua) : ao Amerika Atsimo no ahitana ny tangorombohitra lava indrindra ivelan-dranomasina (6 000 kilometatra ny avy any atsimo mianavaratra).
  • Eo amin'ny amorontsraka atsinanana indray no ahitana tany lemaka. Misy ihany ny tendrombohitra anefa ny haavony dia tsy mihoatra ny telo arivo metatra mihitsy ; ohatra izao ny tangorombohitr'i Appalaches any Avaratra, na ny tany avo brazilianina any Atsimo.
  • Ny faritra afovoan'ny kaontinenta amerikanina roa indray dia ahitana na tany lemaka (eo amin'ny faritra afovoan'ny Amerika Avaratra), na alabe rehefa manakaiky ny Fehibe ( alan'i Amazonia, any Amerika atsimo). Ny toerana isian'ireo tany lemaka ary alabe ireo dia tany lemaka ambany haavo ikambanan'ny renirano (bassin).

Ny mponina

Ny isam-ponin'i Amerika dia nakekezana ho eo amin'ny 930 tapitrisa eo tamin'ny 2009. Ny isam-poniny amin'izao fotoana izao dia in-jaton'ny isam-poniny vao zato taona lasa izay. Izy io dia noho ny fifindra-monina ary ny fitombohan'ny isam-ponina ao amin'ny farirta Atsimon'i Amerika ary eo amin'ny faritra Karaiba.

Ny toerana ipetrahan'ny ankapoben'ny mponina ao Amerika dia amina tanàna eo amin'ny faritra amorontsiraka, ahitana ny tanàna lehibe indrindra eto an-tany (São Paolo, Rio de Janeiro, Buenos Aires, na New York, Boston, Los Angeles...)

Ny mponina tonga voalohany tao Amerika, izay antsoina hoe "Teratanin'i Amerika" na amerindianina dia miisa eo amin'ny dimampolo tapitrisa eo ho eo. Izany hoe mahery kely ny 5% ny isam-ponina manontolo. Ny teny tenenina indrindra ao Amerika dia teny eoropeanina avokoa. Ny fiteny amerindianina be mpiteny indrindra dia ny fiteny kitsoà (frantsay/anglisy/espaniola : quechua) izay arahana'ny fiteny nahuatl.


Amerika
Other Languages
Acèh: Amirika
адыгабзэ: Америкэ
Afrikaans: Amerikas
Akan: Amerika
አማርኛ: አሜሪካዎች
aragonés: America
العربية: أمريكتان
ܐܪܡܝܐ: ܐܡܪܝܩܐ
asturianu: América
Aymar aru: Awya Yala
azərbaycanca: Amerika
башҡортса: Америка
Boarisch: Amerika
žemaitėška: Amerėka
Bikol Central: Amerika
беларуская: Амерыка
беларуская (тарашкевіца)‎: Амэрыка
български: Америка
Bislama: Amerika
Bahasa Banjar: Amirika
brezhoneg: Amerika
bosanski: Amerika
буряад: Америкэ
català: Amèrica
Mìng-dĕ̤ng-ngṳ̄: Mī-ciŭ
нохчийн: Америка
Tsetsêhestâhese: Amérika
čeština: Amerika
Cymraeg: Yr Amerig
dansk: Amerika
Deutsch: Amerika
Zazaki: Amerika
dolnoserbski: Amerika
ދިވެހިބަސް: އެމެރިކާބައްރު
Ελληνικά: Αμερική
English: Americas
Esperanto: Ameriko
español: América
eesti: Ameerika
euskara: Amerika
estremeñu: América
Fulfulde: Aameerik
Võro: Ameeriga
français: Amérique
arpetan: Amèrica
furlan: Americhis
Gaeilge: Meiriceá
Gagauz: Amerika
贛語: 美洲
Gàidhlig: Na h-Aimearagan
galego: América
Avañe'ẽ: Amérika
गोंयची कोंकणी / Gõychi Konknni: अमेरिका खंड
ગુજરાતી: અમેરિકા
Hausa: Amurka
עברית: אמריקה
हिन्दी: महाअमेरिका
Fiji Hindi: The Americas
hrvatski: Amerika
hornjoserbsce: Amerika
Kreyòl ayisyen: Amerik
Հայերեն: Ամերիկա
interlingua: America
Bahasa Indonesia: Benua Amerika
Interlingue: America
Igbo: Amerikas
Ilokano: Kaamerikaan
ГӀалгӀай: Америка
Ido: Amerika
íslenska: Ameríka
italiano: America
日本語: アメリカ州
Patois: Amoerkaz
Basa Jawa: Bawana Amérika
ქართული: ამერიკა
Qaraqalpaqsha: Amerika
Taqbaylit: Tamrikt
Kongo: Amelika
қазақша: Америка
kalaallisut: Amerika
ភាសាខ្មែរ: ទ្វីបអាមេរិក
ಕನ್ನಡ: ಅಮೆರಿಕ
한국어: 아메리카
Перем Коми: Америка
коми: Америка
kernowek: Amerika
Кыргызча: Америка
Latina: America
Ladino: Amerika
Lëtzebuergesch: Amerika (Kontinent)
лезги: Америка
Lingua Franca Nova: America
Limburgs: Amerika
Ligure: Americhe
lumbaart: America
lingála: Ameríka
lietuvių: Amerika
latviešu: Amerika
Basa Banyumasan: Bawana Amerika
мокшень: Америка
олык марий: Америка
македонски: Америка
മലയാളം: അമേരിക്കകൾ
монгол: Америк тив
кырык мары: Америка
Bahasa Melayu: Benua Amerika
Mirandés: América
မြန်မာဘာသာ: အမေရိက
مازِرونی: آمریکا قاره
Nāhuatl: Ixachitlan
Napulitano: Amereca
Plattdüütsch: Amerika
norsk nynorsk: Amerika
norsk: Amerika
Nouormand: Améthique
Sesotho sa Leboa: Amerika
occitan: America
Oromoo: Ameerikaas
Ирон: Америкæ
Pangasinan: Amerika
Papiamentu: Amérika
Picard: Anmérikes
polski: Ameryka
Piemontèis: América
Ποντιακά: Αμερικήν
português: América
română: America
русский: Америка
русиньскый: Америка
Kinyarwanda: Amerika
саха тыла: Америка
sardu: Amèrica
Scots: Americae
srpskohrvatski / српскохрватски: Amerike
Simple English: Americas
slovenčina: Amerika (svetadiel)
Gagana Samoa: Amerika
chiShona: America (dzose)
Soomaaliga: Ameerika
српски / srpski: Америке
Sranantongo: Amrika
SiSwati: IMelika
Sesotho: Amerika
Seeltersk: Amerikoa
Basa Sunda: Amérika (buana)
svenska: Amerika
Kiswahili: Amerika
ślůnski: Amerika
tetun: Amérika
тоҷикӣ: Амрико
Türkmençe: Amerika
Tagalog: Kaamerikahan
lea faka-Tonga: ʻAmelika
Türkçe: Amerika
reo tahiti: Marite
ئۇيغۇرچە / Uyghurche: ئامېرىكا قىتئەسى
українська: Америка
اردو: امریکین
oʻzbekcha/ўзбекча: Amerika (qitʼa)
vèneto: Mèrica
vepsän kel’: Amerik
Tiếng Việt: Châu Mỹ
walon: Amerike
Winaray: Kaamerikanhan
Wolof: Aamerig
吴语: 美洲
მარგალური: ამერიკა
ייִדיש: אמעריקע
Yorùbá: Amẹ́ríkà
Vahcuengh: Meijcouh
中文: 美洲
Bân-lâm-gú: Bí-chiu
粵語: 美洲